24/04/2026
Elaela kely tsy nitafa! Andao hoe hifampahafantatra isika 😊
Koa satria maromaro isika no vao tonga manaraka ny pejy dia aleo angamba mamerina manao présentation?
Avy aiza ianao mpanaraka ny pejy dia misehatra amin'ny inona ianao? Inona no tena anarahanao ny pejy?