Massage a domicile Tananarivo

Massage a domicile Tananarivo Aza misalasala mifanadray aminay ra mila fanampina tompoko ☎️ 0386580001 ☎️

04/09/2025

Matetika dia amin'ny alina no misy marary tampoka ao antrano, satria niasa mafy ny vatana sy ny saina nandritra ny tontolo andro ka mampaneno ny alarmeny amizay ny vatana ny alina.

Ny zaza no matetika marary amin'ny alina.

➡️Stress(adi-tsaina), insomnie(tsy fahitan-tory), maux de tête(aretina an-doha), indigestion(tsy mahalevon-kanina), sns.......

Ireo ary ny point o***a, hatao moramora raha toa ka fantatra ny maharary ilay olona.
Adramo amin'ny tenanao aloha ilay otra 😁

Asiana menaka (mety daholo rehefa menaka fa tsy baume tigre) dia misosa ho azy ny tanana manotra, na ho***a amin'ny kihontanana amizay azo tsara ilay point, baguettes fihinanan'ny sinoa koa mety be♥

➡️Raha toa indray ka reraka ianao dia maka koveta, asiana rano matimaty sy sira vaingany 1sotro fihinana, hatao ao ny tongotrao ary hatao difotra ka halona 10minitra dia heso***a.

Ny sira dia mitroka ilay havizanana sy stress ao amin'ny vatanao ary mahatsiaro maivamaivana ianao rehefa avy mandona tongotra amin'ny ranontsira. Manala ny courbatures amin'ny vatana rehetra ihany koa ny sira.
👉Massage a domicile Tana👈
☎0386580001☎

🥰🥰🥰🥰🥰

03/09/2025

📢Massage a domicil Tana📣
🌻🌼De mbola mahafaly anay fona ny mampafatra anareo fa izahay dia ...
👉Manao massage generale
👉Massage relaxant
👉Manala havizanana,strèsse
👉Mandamina tosi-dra
👉Manasitrana sy miaro amin'ny aretina maro
👉Manotra olona marary nerf sciatique ,rera-dava,tsy mety mahazo aina sns Aza misalasala Ary mifandray aminay ra misy azonay anampiana anao tompoko.
🚘Massage á domicile ou a l'hôtel
📞☎️0386580001☎️📞

03/09/2025
19/03/2025

- Fadimbolana mikorontana
- Olona te hiteraka.

Potsero io point io. Atao ny tongotra 2.
Raha marary io dia porofo izany fa misy tsy mety ny fitaovam-pananahanao ( appareil génital). Potsipotsero foana mandrapaha tsy maharary azy intsony.!
👉Massage a domicile tana👈
☎0386580001☎

18/09/2024

🌻Points rhumatismes, arthrite, arthrose, goute.
Atao ny tongotra 2 dia ampio traitement naturel.
Tantely 2 sotro lehibe +cannelle 1 sotrokely isa maraina, efficace be am arthrite sy arthrose.
Mila maharitra am fanorana fa tsy vety2 ny mitsabo an'ireo.
☎️0386580001☎️
👉Massage à domicile tanà👈

09/09/2024

🌻POINT MASO🏵️

👉Mety amin'ny olana rehetra amin'ny maso.
Mifamadika ny fanorana azy, izany hoe raha maso havia no marary dia ny faladia havanana no o***a, raha havanana no marary dia ny faladia havia no o***a. Raha maso 2 moa dia ny faladia 2 no atao.

Asio menaka manamora ny otra.
Raha tsy manana "bâton de massage" dia lohana labozia atao.
Mety koa raha aforitra ny fanondro dia o***a am ny taolana iny.

Arakaraka ny maha ela ny otra no maha efficace azy.
Marary izao io faritra io, porofo fa marary ny masonao.
Mila mahavatra isan'andro fa tsy hoe tsindraindray ihany.
3mn isaky ny point farafahakeliny, ny mihoatra tsy maninona!
Mihinana karoty.

Manampy ny maso koa ny mijery kely ny masoandro, segondra vitsy2, ny maraina izy vao miposaka iny, sy ny hariva izy efa hody iny (segondra vitsy a, ary am ireo fotoana ireo ihany.)

Tsy azo ataon'ny Bevohoka latsaky ny 3 volana ny otra.
👉Massage a domicil tana 👈
☎️0386580001☎️
Mirary fahasalamana tanteraka tompoko!

26/08/2024

🌻POINT ASTHME🌻

👉Ny "asthme" dia isan'ireo "maladie psycho-somatique" izany hoe avy @ saina dia miseho @ vatana, tahaka ny aretim-bavony, allergies sns.

Matetika rehefa misy olana @ olona 1 no mihetsika ireo aretina ireo. Amin'ny ankizy, azo lazaina ho "message" tiany ampitaina ny asthme, tsy hainy ny manambara azy, dia @ alàlan'ny aretina no miseho izany. Fanairana ny RAD-niny izany. Mety tsy ampy fitiavana ilay zaza, mety tsy ampy fifandraisana @ RAD, mety mikorontana ny ao an-trano sns, dia miseho ny "asthme".

Hialako tsiny raha manafintohina sy sarotra inoana izany fa "inconscient" (tsy tsapa) ilay zavatra fa ilay aretina no mampiseho ilay olana @ ilay olona.

Ory ny faritra voatsipika, atao ny tongotra 2, asio menaka hanamorana ny otra.

Na mbola tsy mihetsika aza ilay aretina dia tsara ny manotra ilay point mba ho fisorohana.

Point ny tratra io ka mety @ kohaka koa.
👉Massage a domicil tana👈
☎️0386580001☎️
Mirary fahasalamana tanteraka hatrany ho antsika rehetra 👍!

18/08/2024

🏵️KAMBON'ORONA - KAMBON'TENDA🌻

👉Betsaka ny manontany ny vidin'ny fandidiana kambon'orona na kambon'tena. Ny réflexologie dia manana points mandevina tanteraka ireo.

O***a daholo ny tongotra 2.
Mila mahavatra am ny otra satria tsy levona eo ho eo ny kambo. Ny fanaintainana matetika am ny réflexologie dia minitra vitsy2 aorian'ny otra dia misinda izany (nify na aretina an-doha ohatra), fa misy ny maharitra andro maromaro ary misy amam-bolana vao afaka, toan'ny faniriana zaza na ny homamiadana ohatra. Fa tsy maintsy mavatra ary maharitra am ny otra.

Amin'ny ankapobeany, 3mn isaky ny point no tokony hanorana, misy point potserina 30 segondra, 1 mn dia avela. Raha te hampihena vatana ohatra, misy point manakana ny hanohanana izay potserina 2mn saingy atao matetika am 1 andro dia tsy te hinan-kanina mihitsy hianao. Ny point am ny fo no tsy azo o***a mihoatra ny 3mn ary 1 mandeha isan'andro ihany satria efficace be io ka lasa miasa mafy indray ny fo dia reraka avy eo ary mitarika "collapsus cardiaque" na fo tsy mitempo intsony. Ankoatr'izay, arakaraka ny maha ela ny otra no maha efficace azy.
👉Massage a domicil tana 👈
☎️0386580001☎️
Mirary fahasalamana tanteraka ho antsika rehetra hatrany tompoko! 💓

13/08/2024

POINT :
- Manatsara ny torimaso
- Manatsara ny fandevonan-kanina
- Manasitrana sery
- Mampitony areti-nify
- Mampitony aretin-andoha
- Manatsara ny tratra
- Manatsara ny fo

Potserina 2mn isan'andro. Atao ny tongotra 2.
☎️0386580001☎️
👉Massage a domicil tana 👈

05/08/2024

🌼POINTS AMIN'NY LAMOSINA🏵

Misy points mifandray amin'ny taova maro amin'ny tena ao amin'ny lamosina. Mba hitandrovana sy hikolokoloina ny fahasalamana dia tsara ny manotra ireo points ireo farafahakeliny 1 mandeha isan-kerinandro. Amin'ny ireo taolana somary mivongana amin'ny lamosina na vertèbres ireo points ireo. Manala havizanana ny fanaovana izany hianao reraka ny asa rehefa hariva iny.
Tsindriana eo amin'ny 3 segondra (manisa 3 an'eritreritra) ny point iray ka hatomboka amin'ny hatoka izany(vertèbres cervicales).

👉Massage a domicile Tana👈
☎0386580001☎
Mirary fahasalamana tanteraka ho antsika rehetra tompoko 💪!

17/07/2024

FADIM-BOLANA

Betsaka ny vehivavy no mizaka ny tsy eran'ny aina rehefa tonga fotoana, misy aza tsy mahavita miasa mihitsy.

Io misy point ny réflexologie hanampy azy hiatrehana izany fotoana mangidy izany. Ary raha maharitra miotra izy, tsy hoe hitony fotsiny ny fanaintainana, fa ho afaka tsy hiverina intsony.

Atao ny tongotra 2.
O***a manaraka ny faritra voatsipika.
O***a miaka-midina.
Arakaraka ny maha ela ny otra no maha efficace azy.
Azonao hajanona rehefa tsy manaintaina intsony, saingy tohizo ihany raha tianao ho afaka tanteraka.

Fadim-bolana manaintaina
Fadim-bolana mikorontana
Kystes
Kibo marary rehefa Fadim-bolana.
👉Massage a domicile tana👈
☎0386580001☎
Mirary fahasalamana tanteraka tompoko!

Address

Antananarivo

Telephone

+261347079648

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Massage a domicile Tananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram