Structura

Structura N'hésitez pas à nous contacter pour discuter de votre projet de construction et de la rénovation. 🏗️

✨️Mendrika ny tsara indrindra ny tetikasanao.Tsy vitavita ho azy ny zavatra tsara, fa mila fahaiza-manao sy fitandremana...
25/02/2026

✨️Mendrika ny tsara indrindra ny tetikasanao.

Tsy vitavita ho azy ny zavatra tsara, fa mila fahaiza-manao sy fitandremana.
Ny tetikasa tsirairay izay apetrakao aminay dia raisina ho toy ny tetikasa miavaka sy manokana.

📩Mifandraisa aminay diany izao raha manana tetikasa fanorenana ianao.

Tsy avelanay ho any ambadika any fa zarainay aminareo... Ito indray ny projet manaraka ! Villa basse T3 ho avy any amin'...
11/02/2026

Tsy avelanay ho any ambadika any fa zarainay aminareo...

Ito indray ny projet manaraka ! Villa basse T3 ho avy any amin'ny faritra SAVA.
​✨Fiaraha-miasa vaovao, vina vaovao, ary fahafaham-po hatrany ho an'ny mpanjifa.

Raha manana tetikasa trano toy izany koa ianao dia aza misalasala miresaka aminay. 📩

Nanao publication izahay taloha mikasika ny fanorenana trano amin’ny tany misy haavo samihafa.Taorian’izany dia nisy mpi...
27/01/2026

Nanao publication izahay taloha mikasika ny fanorenana trano amin’ny tany misy haavo samihafa.
Taorian’izany dia nisy mpivady izay nanome fahatokisana anay, ka nankininy taminay ny teti-kasa fanorenana ho tanterahina.

🎯 Ny tanjona:
❌ Tsy handany vola be loatra amin’ny remblais
✅ Hamolavola plan mifanaraka amin’ny endriky ny tany

Rehefa voahevitra tsara ny famolavolana, dia lasa tombony ny firafitry ny tany fa tsy sakana intsony.

🙏 Misaotra manokana ny mpivady noho ny fitokisana.

📩 Manana tetikasa fanorenana ve ianao ?
Mifandraisa aminay dieny izao.

✅ Plan 2D/3D
✅ Devis Quantitatif
✅ Plan d’exécution
✅ Construction

Manana tany misy haavo samihafa ve ianao ?❌Aza mandany vola amin’ny remblai be loatra.Amin’ny alalan’ny famolavolana pla...
14/01/2026

Manana tany misy haavo samihafa ve ianao ?

❌Aza mandany vola amin’ny remblai be loatra.
Amin’ny alalan’ny famolavolana plan izay mifanaraka amin’ny endriky ny tany, dia azo atao tsara ny manorina trano maharitra, tsara tarehy ary mitsitsy vola.

Ity villa R+1 misy niveau -1 ity dia porofo fa rehefa tsara ny famolavolana, dia lasa tombony ny firafitry ny tany.

Misaotra manokana ny mpivady noho ny fitokisana.

📩 Manana tetikasa fanorenana ve ianao ? Mifandraisa aminay dieny izao.
✅️Plan 2D/3D
✅️Devis Quantitatif
✅️Plan d'exécution
✅️Construction

Maro aminareo no manontany hoe inona marina no ao anatin’ny pack complet premium.Androany dia mamaly izany izahay amin’n...
07/01/2026

Maro aminareo no manontany hoe inona marina no ao anatin’ny pack complet premium.
Androany dia mamaly izany izahay amin’ny alalan’ity tetikasa ray ity.
Misaotra indrindra an'izy mivady tamin’ny fitokisana 🙏

Tafiditra ao anatin'ilay pack ny :
✅️Plan 2D angatahana fazahon-dalana manorina na "Permis de construire"
✅️Sary 3D ivelana
✅️Sary 3D anatiny
✅️Devis
✅️Plan d'exécution

📩Aza misalasala miditra hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny.

Ny fitokisana no vato fehizoron’ny tetikasa manan-danja rehetra.Manomboka amin’ny efitra fivavahana lehibe, ny alitara, ...
02/01/2026

Ny fitokisana no vato fehizoron’ny tetikasa manan-danja rehetra.
Manomboka amin’ny efitra fivavahana lehibe, ny alitara, ny toerana ho an’ny mpitendry sy ny mpitandrina, dia samy noforoninay sy nokarakarainay tamim-pitandremana avokoa.

📩 Manana tetikasa fiangonana na fotodrafitrasa ara-pivavahana tianao ho tanteraka ve ianao ?
Aza misalasala mandefa hafatra miafina, fa vonona hiara-hiasa aminao izahay.

✅ Plan 2D sy 3D
✅ Devis
✅ Fanatanterahana
📞 032 73 563 43 (WhatsApp) / 034 98 562 78

📍Mandray tetik'asa manerana an'i Madagasikara

Ny fitokisana no vato fehizoron’ny tetikasa lehibe rehetra.Anisan'ny nametraka ny fitokisany ato aminay koa izy tamin’ny...
23/10/2025

Ny fitokisana no vato fehizoron’ny tetikasa lehibe rehetra.

Anisan'ny nametraka ny fitokisany ato aminay koa izy tamin’ny famolavolana hotely R+5 ity.
Manomboka amin’ny fandraisana vahiny, hatrany amin’ny trano fisakafoanana sy lakozia, ary ny efitra fatoriana, dia samy noforoninay sy nokarakarainay tamim-pitandremana.

🎯 Ato amin’ny Structura, tsy manao plan fotsiny izahay fa manome aina ny vinan’ny mpanjifa tsirairay.
📩 Manana tetikasa lehibe tianao ho tanteraka ve ianao ?
Ka aza misalasala intsony mandefa hafatra miafina raha misy fikasàna hanamboatra trano ianao fa vonona handray ianao am-panajahana izahay.
✅ Plan 2D sy 3D
✅ Devis mazava sy marina
✅ Fanatanterahana

📞 032 73 563 43 (WhatsApp) / 034 98 562 78

Te hanana plan 3D toy izao ho an’ny tetikasanao ve ianao?Ampahafantaro anay ny nofinofinao, izahay kosa no hanome endrik...
19/10/2025

Te hanana plan 3D toy izao ho an’ny tetikasanao ve ianao?
Ampahafantaro anay ny nofinofinao, izahay kosa no hanome endrika sy aina azy.
✅ Plan 2D sy 3D
✅ Devis mazava sy marina
✅ Fanatanterahana
Ka aza misalasala intsony mandefa hafatra miafina raha misy fikasàna hanamboatra trano ianao fa vonona handray ianao am-panajahana izahay.
📞 032 73 563 43 (WhatsApp) / 034 98 562 78

Ato amin’ny Structura, ny tanjonay dia ny hanampy anao hanorina trano mifanaraka amin’ny fanirianao sy ny teti-bolanao.✨...
08/10/2025

Ato amin’ny Structura, ny tanjonay dia ny hanampy anao hanorina trano mifanaraka amin’ny fanirianao sy ny teti-bolanao.

✨ Tetikasa tsirairay dia arahina amin’ny antsipiriany, mba hahazoanao vokatra manara-penitra sy mora tratra.

✅ Plan 2D sy 3D – ahafahanao mahita mialoha ny endrik’ilay trano ho atao
✅ Devis mazava sy marina – hahafahanao mandamina ny teti-bola tsy misy zava-miafina
✅ Fanatanterahana – manatanteraka ny tetikasanao araka ny fenitra sy ny kalitao avo

Ka aza misalasala intsony mandefa message raha misy fikasàna hanamboatra trano ianao fa vonona handray ianao am-panajahana izahay.

📞 032 73 563 43 (WhatsApp) / 034 98 562 78

Un autre projet terminé dans nos archives : l’aménagement intérieur d’un open space sur 2 niveaux pour un centre d’appel...
07/08/2025

Un autre projet terminé dans nos archives : l’aménagement intérieur d’un open space sur 2 niveaux pour un centre d’appels.
Rester connécté pour la suite.
Encore merci à notre client pour sa confiance 🙏
✨ Espace optimisé, ambiance pro, confort garanti.
Et vous ? Prêt pour votre projet ? Contactez-nous.

Un nouveau projet que l’on nous a confié : une maison en brique, chaleureuse et élégante.Merci à notre client pour sa co...
06/08/2025

Un nouveau projet que l’on nous a confié : une maison en brique, chaleureuse et élégante.
Merci à notre client pour sa confiance 🙏
-Conception 2D/3D
-Rendus réalistes
-Devis
-Réalisation
Et vous, à quand votre projet ? Contactez-nous.

Ambony : ilay vinavina. Ambany : ilay fanatanterahana. Tsy sary fotsiny no ataonay, fa tetikasa tanteraka miaraka aminar...
07/07/2025

Ambony : ilay vinavina. Ambany : ilay fanatanterahana. Tsy sary fotsiny no ataonay, fa tetikasa tanteraka miaraka aminareo hatrany am-piandohana.
✅️Plan 2D/3D
✅️Devis
✅️Réalisation

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 11:30

Telephone

+261343306036

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Structura posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Structura:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram