Centre de Santé "Sacré coeur" Ambohipo

Centre de Santé "Sacré coeur" Ambohipo Consultation médical-kinesitherapie-soins infirmiers-test glycemie-consultation prenatale-TDR malaria-vaccin COVID

Amin'ny sabotsy 07 septambra 2024 ho avy izao indray ny andron'ny fahasalamana eto amin'ny Centre de Santé "sacré cœur" ...
02/09/2024

Amin'ny sabotsy 07 septambra 2024 ho avy izao indray ny andron'ny fahasalamana eto amin'ny Centre de Santé "sacré cœur" Ambohipo
Manomboka amin'ny 8 ora ka hatramin'ny 12 ora

Raikitra indray ary ny andro hoan'ny fahasalamana ho antsika aMisy fitiliana diabeta,tosidra,snsMisy mpitsabo fo ihany k...
18/06/2024

Raikitra indray ary ny andro hoan'ny fahasalamana ho antsika a
Misy fitiliana diabeta,tosidra,sns
Misy mpitsabo fo ihany koa hoavy ao
Koa manasa antsika ho avy ary ny sabotsy 22 jiona 2024 -12ora ety amin'ny centre de santé sacre coeur ambohipo

16/03/2024

Raikitra indray ary ny andron'ny fahasalamana ety amin'ny centre anio e

15/12/2023

Rahampitso ny "andron'ny fahasalamana" ety amin'ny centre

Misy ny Acupuncture, mitsabo aretina maro, eto amin'ny centre isaky ny talata, alarobia, zoma hariva amin'ny 2ora hatram...
25/10/2023

Misy ny Acupuncture, mitsabo aretina maro, eto amin'ny centre isaky ny talata, alarobia, zoma hariva amin'ny 2ora hatramin'ny 3ora sy sasany.
Sarany mirary:6000ar monja
Aza misalasala ary manantona raha toa ka mila izany fitsaboana izany ianao

Ny POLIO na LEFAKOZATRANy tay miparitaka misy tsimokaretina entin'ny lalitra, tanana maloto, rano sy sakafo tsy voadio k...
06/09/2023

Ny POLIO na LEFAKOZATRA
Ny tay miparitaka misy tsimokaretina entin'ny lalitra, tanana maloto, rano sy sakafo tsy voadio ka tafiditra tsinahy any ambava no mahatonga ny aretina ary anisan'izany ny lefakozatra

Ireto avy ny soritraretina raha voan'ny lefakozatra:
Manaintaina ny hozatra, malemy tampoka ny ratsam-batana, mivalana be, misy fanaviana, mangery misy ra

Mba ahafahana misoroka io aretina io dia:
Mila mampiasa kabone ara- pahasalamana
Manao vaksiny
Manasa tanana amin'ny rano madio sy savony matetika
Misotro rano voadio
Mihinana sakafo madio sy voaaro amin'ny loto

VOAARO AMIN'NY ARETINA POLIO NY OLONA VITA VAKSINY ARY MANAMAFY NY HERY FIAROVANA NY FAMERIMBERENANA NY VAKSINY POLIO
TSY MISY VOKADRATSY NY FAMERIMBERENANA NY VAKSINY POLIO

MISY VAKSINY POLIO ETY AMIN'NY CENTRE HATRAMIN'NY ZOMA IZAO KOA AZA MISALASALA MANANTONA TOMPOKO

22/07/2023

Misokatra ny centre androany maraina, misy fitiliana diabete, VIH, tosidra, fijerena maso, fanalana nify, fizaham- pahasalamana

28/05/2023

Ilazana isika rehetra izay maniry isitraka ny vaksiny COVID PFIZER fa misy io vaksiny io ny alakamisy izao ety amin'ny centre

05/05/2023

Aza adino ny andron'ny fahasalamana izay atao rapitso sabotsy 6 mai a
Fizahana fahasalamana
Fitsaboana maso
Fitiliana diabeta sy tosidra,sns

Raikitra indray ary ny hetsika ara-pahasalamana fanaontsikaDaty:sabotsy 29 avril 2023Toerana:centre de santé sacre coeur...
16/04/2023

Raikitra indray ary ny hetsika ara-pahasalamana fanaontsika
Daty:sabotsy 29 avril 2023
Toerana:centre de santé sacre coeur ambohipo
Ora: 8ora maraina
Misy FIJERENA MASO maimaimpoana, FITILIANA DIABETA SY TOSIDRA, FIZAHAM-PAHASALAMANA maimaipoana, FIZARANA ODI-KANKANA
Koa manasa antsika ho tonga maro o

24/02/2023

Ilazana isika fa misy odi kankana hoan'ny olondehibe ihany koa rahampitso
Mitondra carnet sy vola 500ar
Tongava maro

21/02/2023

Ilazana isika fa hisy fizarana odikankana sy vitamine ny sabotsy 25 febroary amin'ny 8ora hatramin'ny 12ora hoan'ny ankizy 1 hatramin'ny 12 taona ety amin'ny centre
Mitondra carnet sy vola 500ar
Tongava maro

Address

Ambohipo
Antananarivo
TANA101

Opening Hours

Monday 09:00 - 12:00
Tuesday 09:00 - 12:00
Wednesday 09:00 - 12:00
Thursday 09:00 - 12:00
Friday 09:00 - 12:00

Telephone

+261342275937

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre de Santé "Sacré coeur" Ambohipo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram