Fahasalamana hoan'ny rehetra

Fahasalamana hoan'ny rehetra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fahasalamana hoan'ny rehetra, Antananarivo.

Ity pejy fahasalamna ity dia natao hoan ny rehetra mba hifampizarana izay mahasoa sy mahatsra ny tsirairay
hafatra tsotra ny vola ,ny harena ilaina fa raha tsy eo ny fahaslamana dia toin'ny tsy misy na dia iray aza . Ity Pejy ity dia natokana ho hifandraisana hizarana ny tsara rehetra eo amin ny fianampahasalamana raha misy tsara avy aminareo dia atolory rehefa tsy manaratsy ny hafa mankasitraka

KAPA MASSAGE .Ho antsika tsy manam-potoana be hanaovana sport na hanitsahana vatokely dia manampy anao hampikoriana rà i...
13/01/2023

KAPA MASSAGE .
Ho antsika tsy manam-potoana be hanaovana sport na hanitsahana vatokely dia manampy anao hampikoriana rà indrindra isika misy tension .
Manasitrana sy misoroka ny aretina maro ( aretin'ny rein, foie , estomac , coeur , vessie, mal de dos , amélioration de la vue, goutte ...).
Raha mila fanazavana fanampiny dia mandefasa Mp na miantso mivantana:
034 02 242 35
033 19 290 48.

30/12/2021

👉 Inona avy indray ary amin'ny ambangovangony ny soa azo avy amin'ny PROPOLIS SOFT GEL ?

NY PROPOLIS DIA ANISAN'NY ANTSOIN NY REHETRA HOE (Antibiotiques naturels )

- NY OMS dia nampiditra ao antin'ny programany mahakasika ny fampiasana ny vokatra Propolis mba ho tombontsoan'ny be sy ny maro (L'OMS a ajouté l'utilisation de la propolis dans son programme nutrition et santé. La propolis aurait en effet des bienfaits : )

- Manampy sy misoroka ireo olan ny Hoditra (Pour les problèmes de peau (mycose, verrues, acné...)

- Ny olan'ny ORL (Pour les problèmes ORL type angine, rhinopharyngite, sinusite. Mais elle agit aussi sur la rhinite, l'otite, la bronchite, la pneumonie, la trachéite, le rhume, l'asthme...)

- Ny olan'ny aty vava miaro sy misoroka ireo karazana aretina misy ao (Pour les problèmes bucco-dentaires comme les aphtes ou les gingivite. Elle agit aussi sur la parodontite, la glossite (inflammation de la langue), les abcès dentaires, le muguet ou encore les caries.)

- Misoroka ireo olan'ny fitaovam-pananahana (Pour les problèmes urogénitaux (vaginite, adénome de la prostate, cystite,). Mais aussi la néphrite, la dysménorrhée, le cancer du col utérin.)

- Miaro ireo microba (Anti-microbes.)

- Trara hoan'ny Fo (Pour le coeur : la propolis est bénéfique en cas d'hypertension artérielle, en cas d'hypercholestérolémie. Elle tonifie les vaisseaux sanguins.)

- Miaro amin'ny fanadinoana lava reny sy ny aretin'ny Parkinson (Contre Alzheimer et Parkinson : la propolis montre une capacité à ralentir la dégradation des neurones, elle apporte ici son intérêt dans la maladie de Parkinson, également pour les personnes atteintes de sclérose en plaque et de la maladie d'Alzheimer (en favorisant le fonctionnement des cellules notamment).

- Manampy amin'ny fanasitranana ny fery sns...(En cas de diabète : La propolis tend à normaliser les marqueurs biologiques et à aider à la cicatrisation des plaies, chez les diabétiques.)

👉Aza misalasala miantso avy hatrany ny :

📞 038 75 962 61

👉 Aza mandefa vola na mandray antso hafa ,ireo efa voasoratra eo ambony ny laharana finday mba ialana amin'ny hosoka sy ny fitaka .

🚗 Manao livraison TANA VILLE ,Mandefa maneran ny Madagascr amin; ny Poste rapide,Colis express, Services Rapides, Taxi-Brousses.

👉 Tsy mamaly Comentaire mba hitandrovan ny tsy ambaratelon'ny tsirairay ,raha mila fanazavana fanampiny tonga mandefasa hafatra miafina na (MP)

👉 Aza hadino ny manao j'aime sy mipartage .
Misaotra indrindra🙏

💐💐 SPIRULINA TABLET💐💐Anisan'ny ''produit naturel'' mampiakatra aingana ny hery fiarovana noho izy manankarena ''protéine...
19/09/2021

💐💐 SPIRULINA TABLET💐💐
Anisan'ny ''produit naturel'' mampiakatra aingana ny hery fiarovana noho izy manankarena ''protéines'' ao anatiny.Hita ao anatiny avokoa na ny hena🍗🍗,trondro🐟🐠🐡,soja🍪🍪,ny légumes🍎🍆🍆🍆.SPIRULINA 1g dia mitovy amin'ny mihinana voankazo🍓🍒🍑🍉🍊🍏🍌🍍 sy anana 🍀🍀🍀 3kg. Miisa 450 TABLETS.
NY FOMBA FIHINANA AZY.
➡Raha te hahazo vatana dia hanina aorian'ny sakafo: 08 maraina, 08 hariva.
➡Raha tsy tianao ho ngeza fa hitazomana ny habe: 08 maraina,08 hariva mbola tsy misakafo.
Koa raha mahaliana anao dia antsoy
📱📱033 19 290 48
📱📱034 02 242 35.

🍀🍀🍀Essence of kangaroo🍀🍀🍀dia produit natoraly 100% natokana ho an'ny lehilahy 👌manana olana amin'ny p***s ary tsy misy e...
17/09/2021

🍀🍀🍀Essence of kangaroo🍀🍀🍀
dia produit natoraly 100% natokana ho an'ny lehilahy 👌
manana olana amin'ny p***s ary tsy misy effet secondaires velively sady efficace no azo antoka tanteraka.
👉Maty na tsy mety velona mihitsy(impuissance)
👉Na velona ihany fa tsy mahavita ny asany fa mora lasa ny sperme.(ejaculation precoce).
👉Indrindra ireo tsemboka rehefa matory.
👉Ireo rera.dava.
👉Mitsabo ny prostaty.
👉Mitsabo ny aretina rehetra azo avy amin'ny firaisana ara.nofo toy angatra sns...
📱📱038 75 962 61.
Tana👉livraison gratuit🏃🚲🚗🚙
Faritra👉colis express,paositra,service rapide🚉✈🚢

🍀🍀🍀🍀🍀ESSENCE OF KANGOROO🍀🍀🍀🍀🍀➡Natokana ho an'ny lehilahy manana olana amin'ny pénis,ary produit natoralt 100% no tsy mis...
09/09/2021

🍀🍀🍀🍀🍀ESSENCE OF KANGOROO🍀🍀🍀🍀🍀

➡Natokana ho an'ny lehilahy manana olana amin'ny pénis,ary produit natoralt 100% no tsy misy effet secondaires velively sady mahomby sy azo antoka tanteraka .
➡Pen*s maty na tsy mety velona mihitsy(impuissance).
➡Pen*s velona ihany fa mora lasa NY sperme na tsy mihenjana tsara ka tsy mahavita ny asany (éjaculation précoce).
➡Mitsabo ny aretina prostate.
➡Indrindra ireo mora tsemboka rehefa matory ka tsy mety mahita tory.
➡Mitsabo ny aretina rehetra azo avy amin'ny rapport.
➡Mety ho an'ny lehilahy reradava ary manampy amin'ny famoronana tsirinaina.
📱📱038 75 962 61.
Tana livraison gratuit🏃🏃🚲🚗🚙Province colis🚌🚌🚌 express ,services rapide✈✈✈ Taxi brousse🇮🇹🇮🇹🚌🚌🚌

13/02/2021

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fahasalamana hoan'ny rehetra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Ny fahasalamana dia hoan'ny rehetra

Fa na inona na inona tsara,sy manan- danja eto amin'ny fiainana hatramin'izay niforona'izao tontolo izao ka hatramin'izao ,ary ho mandrakizay dia ny fahasalamana no any mbola mananan-danja indrindra,noho izany ,aza mba atao hambanin-javatra.