Ecor Green

Ecor Green La conversation de l'Or végétale-écologique est logique en achetant des produits naturels

04/05/2025
15/03/2023
20/11/2022

Bonjour ! !
Tonga indray ny HE Mandravasarotra.
50 kg disponible

Ho fandraisan' ny Eco'r Green anjara eo amin'ny fampandrosoana ny Firenena dia mikarakara fambole-kazo fihinanmboa any a...
17/11/2022

Ho fandraisan' ny Eco'r Green anjara eo amin'ny fampandrosoana ny Firenena dia mikarakara fambole-kazo fihinanmboa any amin'ny Faritra Bongolava (TSIROANOMANDIDY-ANTSILAMAHANA) izay hiara-mientana miaraka amin'ny Tantsaha any toerana sy ny Équipe Eco'r Green.
Notsongaina manokana ireto Objectif de Développement Durable ODD3, ODD12 ary ODD15 ireto , izany hoe:
" Permettre à tous de vivre en bonne santé et promouvoir le bien-être de tous à tout âge, établir des modes de consommation et de production durable et préserver et restaurer les écosystèmes terrestres, en veillant à les exploiter de façon durable....."

Izay mitovy tsara amin'ny Tanjona tratrarina:
" Valoriser les matières premières locales (la valorisation des activités des paysans, la création d'emploi, l'éducation et la sensibilisation des communautés à la protection de l'environnement..."

Koa amin'ny FO feno fitiavana no hanasana antsika rehetra handray anjara amin'ny Goûter healthy ho enti-manana sy ho fanatanterahana ny adidy masina eto amin'ny Tanindrazana.
Mankasitraka tompoko👏!

Address

Ambanidia
Antananarivo
101

Telephone

+261347084118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecor Green posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram