Cabinet d'accouchement AINA

Cabinet d'accouchement AINA NIOVA ADRESSE :
ITAOSY AMBAVAHADY TOKANA a 50m ny commune,ao Les Vaillants.tel:0346492608

16/01/2025

Fermeture definitive

27/10/2024
ADRESSE VAOVAO ITAOSY ANTANJONA AMBAVAHADY TOKANA Villa MASOANDRO,TEL:0346492608
11/04/2024

ADRESSE VAOVAO ITAOSY ANTANJONA AMBAVAHADY TOKANA Villa MASOANDRO,TEL:0346492608

Araka ny recherche,ny fihinana vomanga dia tena hilain'ireo vehivavy bevohoka.Satria izy dia mamokatra ilay sela hatao h...
24/03/2024

Araka ny recherche,ny fihinana vomanga dia tena hilain'ireo vehivavy bevohoka.Satria izy dia mamokatra ilay sela hatao hoe endorphine.Io sela io no manena ny hirifiry sy marary rehetra mandritra ny fiterahana...

FILAZANACHANGEMENT D'ADRESSEManomboka anio dia miova adresse aty ITAOSY AMBAVAHADY TOKANA ny CABINET D'ACCOUCHEMENT AINA...
18/03/2024

FILAZANA
CHANGEMENT D'ADRESSE
Manomboka anio dia miova adresse aty ITAOSY AMBAVAHADY TOKANA ny CABINET D'ACCOUCHEMENT AINA. a 50m miala ny commune AMBAVAHADY TOKANA no misy anay.Misaotra anareo rehetra nanome fahatokisana anay ary ireo izay mbola hametraka izany.Jereo ny ecole Les Vaillants dia ao.
0346492608 izay manana fanontaniana. Mankasitraka indrindra.

18/03/2024

FILAZANA
CHANGEMENT D'ADRESSE
Manomboka anio dia miova adresse aty ITAOSY AMBAVAHADY TOKANA ny CABINET D'ACCOUCHEMENT AINA. a 50m miala ny commune AMBAVAHADY TOKANA no misy anay.Misaotra anareo rehetra nanome fahatokisana anay ary ireo izay mbola hametraka izany.
0346492608 izay manana fanontaniana. Mankasitraka indrindra.

Ao AMBONY 1er etage
26/02/2024

Ao AMBONY 1er etage

01/02/2024

👨‍⚕️ Hisy mpitsabo avy any Hong Kong hanatanteraka fandidiana maimaimpoana ireo olona sima sy vaky lanilany ary mitondra takaitra vokatry ny may amin'ny tanana sy ny tongotra, ao amin'ny Hopitaly Miaramila Soavinandriana, ny 8 ka hatramin'ny 19 Aprily. 🔹 Manodidina ny 20 ka hatramin’ny 30 eo ny olona mitondra ireo takaitra ireo izay tsaboina ao amin'io hopitaly io isan-taona, raha manodidina ny 400 ny olona tokony hanaovana izany.
Mikasa ny hanitatra izao hetsika izao any amin’ny faritra hafa koa izy ireo.

📸PRM

Address

Antananarivo
AZ14AII

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet d'accouchement AINA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Cabinet d'accouchement AINA:

Share