23/10/2022
👉FANAFODY KIBO NATORALY TENA MAHOMBY
Aretina mety ampidi-doza anefa tsy dia misy miraraha ny areti-kibo matetika
Misy toro-hevitra natoraly ho an'ireo marary kibo
Marihina fa raha marary matetika dia tsara kokoa raha manantona mpitsabo
*ZAVATRA-ILAINA
-Ravina Papay Mbola Maitso 1
-Ravina Mangahazo Mbola Maitso 5
-Rano 2 Litatra
*FOMBA-FIKARAKARANA-AZY
-Sasana madio tsara ireo ravina papay sy ravina mangahazo ireo
Rehefa vita izay dia ampangotrahana miaraka amin'ny rano 2 litatra mandritra ny 20 minitra izay vao azo ampiasaina tompoko.
*FOMBA-FAMPIASANA-AZY
-Sotroina 1 kaopy ny maraina sy ny atoandro ary ny hariva. Marihina fa tsy maintsy sotroina izy mbola mafana iny ity fanafody natoraly ity.
*FAHARETANY-TRAITEMENT
Mandritra ny 1 andro fotsiny ny faharetany traitement dia sitrana tanteraka ny areti-kibo nahazo anao teo tompoko
Tsy azo tehirizina fa tsy maintsy manamboatra isaky ny mila tompoko
❌FANAMARIHANA
🔵Marihina fa tsy maintsy aorian'ny sakafo avokoa ny fampiasaina ity fanafody natoraly ity
Mazava ho azy fa tsy maintsy afanaina foana alohan'ny hisotroina azy
Mankasitraka tompoko