Nurse Service

Nurse Service Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nurse Service, Antananarivo, analamanga, Antananarivo.

🔸Soins infirmiers- Garde malade(domicile,hôpital)- soins du bébé - Planning familial - consultation en ligne ou à domicile- accompagnement maternité et personne âgée - injection Formol - analyse medical - dépistage Cancer du col utérin - vente matériel❤️

29/11/2025

💜 𝗜𝘇𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝗻𝗼 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗱𝗲́𝗽𝗶𝘀𝘁𝗮𝗴𝗲 ? 😊

Efa hainareo moa hoe ny 𝗵𝗼𝗺𝗮𝗺𝗶𝗮𝗱𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘃𝗼𝘇𝗼𝗻-𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼𝗻𝗷𝗮𝘇𝗮(cancer du col de l’utérus)no isany mahafaty betsaka ndrindra ny vehivavy? 😢
👉 Ny 𝗱𝗲́𝗽𝗶𝘀𝘁𝗮𝗴𝗲 ihany anefa no fomba ahafantarana na salama tsara ianao,na misy aretina ahiana,na efa mila fitsaboana sahady!

🎯 𝗡𝗮𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗱𝗲́𝗽𝗶𝘀𝘁𝗮𝗴𝗲 ?
• Satria miadana ny fitomboan’ny lésion pré-cancéreuse, ary matetika tsy misy soritr’aretina amin’ny voalohany.
• Manampy amin’ny fisorohana sy fahitana mialoha ny aretin’ny taovam-pananahana.
• Tsy maharitra ela ny fitiliana, tsy marary, ary confidentiel tanteraka ho anao sy ny mpitsabo no mahafantatra ny valiny.

👩‍⚕️ 𝗜𝘇𝗮 𝗻𝗼 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗱𝗲́𝗽𝗶𝘀𝘁𝗮𝗴𝗲 ?
Vehivavy rehetra 25–65 taona, indrindra ireo efa nanao firaisana ara-nofo.

✅ Raha misy valiny manokana dia misy fitsaboana sahaza ho anao, ka tsy misy tokony hatahorana!

📞 Dia ahoana?Vonona hanao dépistage amin’izay ?
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso avy hatrany na mandefa message ato amin page 😊 :
📱 032 69 875 40
📱 034 77 490 25

💬 Aza miandry soritr’aretina vao mihetsika, miarova tena dieny izao sahady! 💪💜

Zarao mba ahasoa ny hafa ❤️😇




27/11/2025

💔Nisaraka hono? Ny fo ve no maratra sa ny atidoha no mikorontana?

Inona ny zavatra mitranaga ao amin’ny atidoha amin’ireny fotoana ireny?

Inona ny ny ambaran’ny siansa ?
- Mihena tampoka ny dopamine sy ny ocytocine (ireo ilay tsirimpanentanana manamafy ny fitiavana) mijaly be ilay atidoha satria toy ny olona mandrongony tsy ampy rongony, na olona mpisotro toaka tsy ampy toaka ilay fihenan’ireo tsirim-panentana ireo
-Misy faritra ao amin’ny atidoha misahana fanaintainana ara-batana lasa miasa (insula, cortex cingulaira) , izany no mahatonga azy “mampahory » sy «mankarary »
- Miakatra ny cortisol , izany hoe ny tebiteby, lasa tsy mahita tory, mivadibadika sy miasa saina be loatra . (Ilay cortisol moa ilay hormone du stress)
-Mety ho tonga hatramin’ny Depression (na fahaketrahana ara-tsaina) izany.

💔 Nahoana no marary ilay misaraka?
- Satria nisy lien niforona tao dia rehefa tapaka izany, tsy maintsy mianatra miaina sy miasa tsy misy an’izay lien izay indray ny atidoha.
- Activé ilay faritry ny atidoha mahakasika ny survie. Izany hoe tena misurvivre aloha ilay atidoha.

Inona ny mety atao?
- Manàna Rituel de rupture : fafana ny sary, fafana ny laharana, ariana ny entana sns, manampy ny saina hanomboka fiainana vaovao izany.
- Ny tohana azo avy amin’ny fianakaviana sy namana dia ilaina be
- Manaova zavatra mitondra fifaliana ho anao : mamerina tsikelikely ilay dopamine izany.

Raha maharitra ny fijaliana dia aleo manantona ny matihanina, tsy ilay olona matihanina amin’ny fisarahana akory no anantonana 🥴 fa ilay matihanina amin’ny fahasalaman’ny saina.

Ny fiezahana hiala amin’ny ratram-po dia dingana mandalo ihany.
Mety ho maharary be na kely arakaraka
Fa sitrana ihany ny fo sy ny saina rehefa ataonao ny mety rehetra ❤️‍🩹

Zarao ary dia mirary soa hoan’izay mandalo an’izany.

17/11/2025

Nareo oa 🤣

🌿hey 😀Aza manao Dokotera tena intsony ao antrano❗️⛔️Tandremo ny fihinanana fanafody tsy nazahoana ordonnance avy amin 'n...
14/11/2025

🌿hey 😀Aza manao Dokotera tena intsony ao antrano❗️

⛔️Tandremo ny fihinanana fanafody tsy nazahoana ordonnance avy amin 'ny mpitsabo fa vao maika manimba sy manasarotra ny aretinao ✋

🩺 Raha misy antony manokana tsy ahafana mamonjy toeram-pitsaboana dia afaka manantona anao izahay!
➡️ Ho an'ny Consultation à domicile
➡️Na consultation à distance (en ligne / téléphone)

📞Aza misalasala miantso ra mila izay tolotra izay ianao 0347749025/ 0326987540

Votre santé mérite un vrai suivi professionnel 💚
Nb: Tsy izaho ilay médecin an 🤣

13/11/2025

Mbola misy tsy nanao dépistage lésions pré cancéreuses du col utérin foana vé,Avia maka rendez vous Amin mp 🤔😊

Kamo bé za hamaky hoe Iza i Doderlein Dia tsara izy sa ratsy fa na i Benoît Ary vé tsy hitsoka fa  matahotra anle ratsy ...
07/11/2025

Kamo bé za hamaky hoe Iza i Doderlein Dia tsara izy sa ratsy fa na i Benoît Ary vé tsy hitsoka fa matahotra anle ratsy bé Ty any anatiny any 🤣🤣

Fantatrao ve ny Bacille de Döderlein, izay manadio ny fivaviana?

Ny fivaviana dia manadio tena satria misy ny flora ao anatiny,

Raha lazaina fa auto-nettoyant ny fivaviana, satria c'est misy ny antsoina hoe: "flore vaginale" manadio ary tsy ilaina mampiasa "produit" isan-karazany izay mazàna ho loharanon'ny aretina.

Ny Bacille de Döderlein, na ny flora an'i Döderlein, dia vondron'ny bakteria voajanahary hita ao amin'ny flore vaginale.

🤔 Ahoana no fiasan'izy ireo?

1️⃣ Elles acidifient le milieu vaginal. Et comme les bactéries agressives détestent l’acidité, cela empêche la prolifération de ces bactéries toxiques. Les lactobacilles transforment le glycogène contenu dans les cellules du vagin et du col de l’utérus en acide lactique sous l’effet des hormones estrogènes.
2️⃣ Elles produisent du peroxyde d’hydrogène (H2O2), un très puissant antiseptique détruisant les microbes toxiques.
3️⃣ Les bacilles de Döderlein s’attachent, se collent à la muqueuse vaginale, occupent le terrain, et recouvrent la paroi vaginale, formant un biofilm très lisse sur la surface de la paroi vaginale, de manière à empêcher d’autres microbes de s’y attacher et de l’attaquer. La flore vaginale en bonne santé empêche donc les candida albicans, agents de la mycose vaginale, de s’attacher et de s’attaquer à la paroi vaginale.

‼️Ny Bacille de Döderlein dia bakteria saprophyte (mihinana amin'ny sela maty). Mariky ny fahasalamana tsara ny fisiany.

Ny tsy fisian'izy io dia manokatra varavarana ho an'ny aretina maro, indrindra ny areti-mifindra.

📷 Bacille de Döderlein

🩺 Nouveau service offert par notre équipe infirmièrs🩺✨ Injection de formol – un service professionnel réalisé par Des in...
06/11/2025

🩺 Nouveau service offert par notre équipe infirmièrs🩺

✨ Injection de formol –
un service professionnel réalisé par Des infirmiers qualifiés,dans le respect des normes d'hygiène, de sécurité et dignité humaine.

Même dans les moments les plus délicats, notre mission est de répondre à tous vos besoins en soins Infirmiers 🩵

💠 Pourquoi faire appel à notre équipe ?
✅ Intervention rapide et professionnelle
✅ Respect des protocoles médicaux
✅ Service discret et compatissant
✅ Accompagnement et écoute des familles

Nous sommes là pour vous soutenir 🫶
Pour plus d’informations, contactez-nous directement au

📞 0347749025 / 03269875Nurse Service Service

Hey 😸Ra antsoinareo hanao garde malade sy hi-accompagner an ´ry dadabe sy bebe ao zao zay androany dia afaka manao alaha...
21/09/2025

Hey 😸Ra antsoinareo hanao garde malade sy hi-accompagner an ´ry dadabe sy bebe ao zao zay androany dia afaka manao alahady manifika be miaraka am namana sy famille na repos milay be nareo androany 😅🤪🤭

Nurse Service

🥰

Hello 😊 Andao asina resaka kely indray ary ny Planning Familial à Domicile 🌸Ho anareo mangataka hoe inona ny methode con...
10/09/2025

Hello 😊
Andao asina resaka kely indray ary ny Planning Familial à Domicile 🌸

Ho anareo mangataka hoe inona ny methode contraceptive maharitra tena adaptée aminareo dia ireto aloha misy karazany hisafidianana sady afaka ataontsika any antrano🤔!

👉 Pilule 💊 ?
👉 Stérilet (DIU) ?
👉 Implant (Implanon) 🌿 ?

Ho azavaina sy ho jerentsika tsirairay ny effets secondaires , ny avantages, sns amin ny fampiasana an ireo methode reo fa aza miala lavitra 😀

💡 fa maninona moa no misy misafidy manokana hatao any antrano ?
✔️ zava-dehibe ny hygiène (matériel, gestes professionnels)
✔️ Confort sady tsy stressé
✔️ mahazo conseils tsara amin ny zay tinareo ho fantatra rehetra, fanontaniana a gogo 😅
✔️ misy Suivi tsara koa après ny fametahana azy, afaka miantso sy manelingelina fona ianareo amin fotoana rehetra rehefa misy tsy mazava2 😊

Nurse Service

Soins médicaux personnalisés 💊
06/09/2025

Soins médicaux personnalisés 💊

Address

Antananarivo, Analamanga
Antananarivo
101

Telephone

+261326987540

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nurse Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Nurse Service:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram