Mikolo Aina Médical, MAiM's Page

Mikolo Aina Médical, MAiM's Page Dokotera/Rasazy: Vonona hitsabo sy hikarakara, ho anareo izay mipetraka manodidina Ambodiafontsy Ampitatafika/Anosibe tanà.

Mp na 034 09 082 32/ 034.38.228.40
M'AiM's: *M=Mikolo Aina Méd
*AiM(~Anglais)=Maniry, *s= salama
"Ny fahasalamànao no fanirianay!"

16/03/2025
25/05/2024
Mila mazoto mibrosy nify : maraina antoandro hariva... Rehefa manao ihany dia mba 3minitra farafahakeliny koa fa tsy 15 ...
09/12/2023

Mila mazoto mibrosy nify : maraina antoandro hariva... Rehefa manao ihany dia mba 3minitra farafahakeliny koa fa tsy 15 secondes otran'ny hataon' sasany io!!!

Mahita atao mihitsy oah ireo Rasazy ireo...
28/11/2023

Mahita atao mihitsy oah ireo Rasazy ireo...

io fihinànana fanafody fahatany io oah anie ka tsy mety eh ! Ataovy ihany fa ahita an' i Jakoba tsy   ny farany !!!
17/11/2023

io fihinànana fanafody fahatany io oah anie ka tsy mety eh ! Ataovy ihany fa ahita an' i Jakoba tsy ny farany !!!

Diso ianareo zay mihevitra ny hitazona bika dia tsy hampinono Zaza, bé dia be anie ny tombotsoa azo  zaza eh! Tandremo.....
11/11/2023

Diso ianareo zay mihevitra ny hitazona bika dia tsy hampinono Zaza, bé dia be anie ny tombotsoa azo zaza eh! Tandremo...

Ny sasany rehefa natao Sérum (SSI na SGI) hono vao tena grave, dia hoy oe, ah an an, rano fotsiny anie iny eh!!!
10/11/2023

Ny sasany rehefa natao Sérum (SSI na SGI) hono vao tena grave, dia hoy oe, ah an an, rano fotsiny anie iny eh!!!

Ny sasany tonga dia tamàna na dia efa voatsindrona naharary aza dia mody oe tsy marary sady mampiresaka an' Rasazy ihany...
09/11/2023

Ny sasany tonga dia tamàna na dia efa voatsindrona naharary aza dia mody oe tsy marary sady mampiresaka an' Rasazy ihany! Miaiky ah zay...

Mahasalàma ny fandefasana rivotra fa aleo ihany mba maka sisiny tsy hanelingelina ny hafa!!! Asakasak'izay mitonantonana...
08/11/2023

Mahasalàma ny fandefasana rivotra fa aleo ihany mba maka sisiny tsy hanelingelina ny hafa!!! Asakasak'izay mitonantonana manatona anao eo sisa...kkk!

Nareo oah mba Hendry, tena marina eh! Ny fahasalamànareo anie no fifalianay eh! Aza mba mandray antendrony ré a... K*k!
07/11/2023

Nareo oah mba Hendry, tena marina eh! Ny fahasalamànareo anie no fifalianay eh! Aza mba mandray antendrony ré a... K*k!

Address

Anosibe Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261340908232

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mikolo Aina Médical, MAiM's Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram