Mikolo Aina Médical, MAiM's Page

Mikolo Aina Médical, MAiM's Page Dokotera/Rasazy: Vonona hitsabo sy hikarakara, ho anareo izay mipetraka manodidina Ambodiafontsy Ampitatafika/Anosibe tanà.

Mp na 034 09 082 32/ 034.38.228.40
M'AiM's: *M=Mikolo Aina Méd
*AiM(~Anglais)=Maniry, *s= salama
"Ny fahasalamànao no fanirianay!"

Aza adino mampitondra rano ny zaza andeha hianatra fa mafana izao ny andro!!!   ... isaorana an' Andriamanitra fa feno 5...
14/09/2025

Aza adino mampitondra rano ny zaza andeha hianatra fa mafana izao ny andro!!!
... isaorana an' Andriamanitra fa feno 5 taona izay no nijoroan'ny Mikolo Aina Médical ary mbola ho apetraka eo ampelatanany hatrany ny hiatrehana ny amin'ny hoavy rehetra!!!

Aza atao bisou fa trotroy fotsiny ny zanak'olona.Raha tsy salamalama (na voan'ny Grippe) dia aleo tsy manakaiky zaza mih...
14/09/2025

Aza atao bisou fa trotroy fotsiny ny zanak'olona.
Raha tsy salamalama (na voan'ny Grippe) dia aleo tsy manakaiky zaza mihitsy.

16/03/2025
25/05/2024
Mila mazoto mibrosy nify : maraina antoandro hariva... Rehefa manao ihany dia mba 3minitra farafahakeliny koa fa tsy 15 ...
09/12/2023

Mila mazoto mibrosy nify : maraina antoandro hariva... Rehefa manao ihany dia mba 3minitra farafahakeliny koa fa tsy 15 secondes otran'ny hataon' sasany io!!!

Address

Anosibe Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261340908232

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mikolo Aina Médical, MAiM's Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram