11/09/2024
🟢 Fiara nidofotra eto Amboanjobe amin'izao ora izao.
➡️ Fiara Antananarivo Ambatolampy. Nisy voyageur iray tsy nandoa frais Ambatolampy dia frais bus no nalaina taminy dia navoaka. Rehefa tafavoaka izy dia nitoraka fitaratr'ilay fiara. Tezitra ilay chauffeur dia najanony fiara fa lasa nanenjika ilay voyageur. Hadinony angamba nametraka frein à main ka nihemotra ilay fiara ary dia io nidofotra io.
➡️ Tsy nisy aina nafoy, naratra no nisy.
➡️ Tazomin'ilay chauffeur ho tompon'antoka tamin'ny loza ilay voayeur ary ho entiny any zandary sy any amin'ny patron hono