Naturo Pharma Ambohimangakely

Naturo Pharma Ambohimangakely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Naturo Pharma Ambohimangakely, Medical and health, Ambohimangakely Antanambao, Antananarivo.

đŸŽ™ïž DIABETA : MISY FANANTENANA, MISY VAHAOLANA... FA TSY MISY SAKAFO TSY VOARARA 😅Zoma 14 Novambra @10 ora maraina 👉 miom...
12/11/2025

đŸŽ™ïž DIABETA : MISY FANANTENANA, MISY VAHAOLANA... FA TSY MISY SAKAFO TSY VOARARA 😅

Zoma 14 Novambra @10 ora maraina 👉 miomàna amin’ny fandaharana manokana ho fanentanana sy fanabeazana momba ny diabeta!

🧠 Zoky Andry Mampifaly, Naturopathe, hanazava amintsika hoe ahoana no hiaina tsara na dia misy diabeta aza.
đŸ“» Mihainoa amin’ny Natiora Radio manerana ny Nosy:
🔊 98.2Mhz Antananarivo
🔊 103.2Mhz Antsirabe, Toamasina, Mahajanga
đŸ“± Live Facebook & Webradio koa misy!

👉 Raha mbola misotro ranom-boankazo 3 vera isaky ny sakafo ianao dia mila mihaino ity fandaharana ity 😅

đŸ€”FAMPAFANTARANA👉Ilazana isika mpanjifa ny vokatra NATUROPHARMA fa lasa ho 35.000ar ny ARGENT COLLOIDAL manomboka izao,ny...
03/06/2024

đŸ€”FAMPAFANTARANA
👉Ilazana isika mpanjifa ny vokatra NATUROPHARMA fa lasa ho 35.000ar ny ARGENT COLLOIDAL manomboka izao,ny akoatran zay tsy miova ny vidiny.
🙏Misaotra tompoko

16/02/2024
03/03/2023

đŸ’„Vinaigre de Cidre đŸ’„

"Vrai élixir de jeunesse "

Ahitana :
-singa maro mahasalama toy ny phosphore,calcium, potassium, fer ary magnésium sy potassium
- singa miady amin'ny bakteria,
-antibiotique
-singa manala ny pozina ao anatin'ny vatana

👉Manasitrana ny fanaintainan'ny vanintaolana,
👉ny aretin-damosina,courbatures,
areti-tenda,
👉manena ny tahan’ny siramamy ao anatin’ny rĂ  sy ny cholestĂ©rol amin'ny vatana,
👉 manampy hanena vatana,
👉 manala havizanana,
👉 manatsara ny fiasan’ny tsinay raha mitohana na miziriziry ny kibo,
👉 manamora ny fandevonankanina,manadio ny aty.
👉Manadio ny odi-tava ary manakana ny tsy hisian’ny mony amin’ny tarehy,
👉 Manasitrana ny main’ny masoandro
👉 Mampangirana ny volo, manala ny hangandrano, tsy mampihintsana volo..

Efa afaka jifaina ao amin'ny Boutique Naturopharma Ambodin'isotry.

034 13 046 43-033 14 764 43

Mandefa any amin'ny faritra, manao livraison

Samy salama no tsara

vokatra vaovao an NATUROPHARMA
09/02/2023

vokatra vaovao an NATUROPHARMA

15/11/2022

🎀Amin’ny hafaliana đŸ„°đŸ˜‡lehibe amin’izao andro zoma izao no hanambarana aminareo fa efa Afaka jifaina indray ny 🎀


Natoraly 🌾


#30.000Ar

15/11/2022

âšĄïžAsa ianareo Raha nahatsikaritra fa miha betsaka indray ny Olona marary tato ho ato.
❌Ny ambulance mifanena Tena efa betsaka❌.

đŸ‘‰đŸ»Mizara vaha olana kely izahay eto amin’ny Naturopharma✅.

(Ilay vitamine C efa amin’ilay endriny vaovao izao : 30.000Ar)

❀SalamĂ  daholo ho lavitra ny aretina, dia aza adino ny mihinana voankazo sy Legioma izay tratra❀.

15/11/2022

✅Hay tsy fampiankarana hery fiarovana fotsiny ihany ny raha tratry ny , na na ?

❎Hay afaka hanasitranana ireny mycose amin’ny tongotra sy Tanana ireny koa izy❎.

đŸ‘‰đŸ»Ny fanaovana azy❓

📌Atao eo amin’ilay faritra misy ny mycose ny poudre Vitamine c Pure, ary avelao eo alina tontolo.

âšĄïžFa otran'ny ahoana moa no fisehoan'ilay mycose amin'ny tanana na tongotra❓

đŸ’«Fahatsapana may sy mangidihidy eo amin'ny ratsan-tanĂ na sy ny rantsan-tongotra sy ny tongotra izay tsapa avy hatrany aorian'ny fanesorana bĂ  kiraro sy kiraro.
đŸ’«Hoditra maina be, ary vakivaky
đŸ’«Mety hisy bontsin-drano sy fery eo amin'ny tongotra na tanĂ na
đŸ’«Maimbo tongotra
đŸ’«Mety hitarika hatramin'ny mycose an'ny hoho.

🟱Afaka jifaina ety Ambodin’Isotry ampitan’ny EPP sy eny amin’ny revendeur Naturopharma rehetra ny vitamine c pure, amin ny vidiny 30.000Ar, n’aiza n’aiza.🟱

15/11/2022

📌FRIGIDITE na TROUBLE de la SEXUALITE eo amin'ny VEHIVAVY

🌾Tsy ny lehilahy irery ihany no tratry ny impuissance fa ny vehivavy ihany koa dia tratrany, FrigiditĂ© no ilazana izany eo amin’ny vehivavy.

🌾Ny FrigiditĂ© dia tsy fahazotoana miray ara-nofo na ihany koa tsy fahazoana fahafinaretana rehetra miray ara-nofo amin’ny vadiny ny vehivavy. Rehefa sendra an’io frigiditĂ© io ny vehivavy dia tsy misy « lubrification vaginale », na kely no miforona ao anatin’ny fivavian'ny vehivavy.

🌾Mazava ho azy, misy ny antony ao, ary tokony hijerena vaha olana fa manimba zavatra maro eo anivon’ny tokatrano.

🌾Betsaka ny antony mahatonga an’io frigiditĂ© io , ao anatin’izany ny ara-tsaina izay mifandraika matetika amin’ny tahotra na fankahalana ny firaisana ara- nofo, na olana mihintsy eo amin’ilay ramose (mety masiaka na mahery setra loatra ohatra 
,), na mety niaina trangam-panolanana na alahelo ny tantara teo aloha ny vehivavy.

🌾Mety hamoaka toetra, na fahasosorana noho izany rehetra izany ny vehivavy hanehoany ny fihetse-pony.

🌾Ny afaka ataonay eto amin’ny Naturopharma aloha dia ny mampitony ny saina, sy ny mampiakatra filàna, kanefa na izany ary dia tena mila ny fanampiana'ny vadiny ny vehivavy tratran'io: tambatambazo tsara ary resaho milamina ny vadinao, vahao ny olana ara-tsainy dia ho hitanao fa hilamina io resaka io.

🌾Ny MagnePlus (35.000Ar) sy MaxizinC (30.000Ar) hanampiana ireo vehivavy marobe , dia afaka jifaina eny amin’ny Revendeur Naturopharma rehetra manerana ny Nosy na koa afaka manantona mivantana ety Ambodin’Isotry.



15/11/2022

NY TONGOLO GASY

Anisan’ny zavatra iray hentina hanampiana amin’ny fitsaboana aretina maro eto anivon’ny Naturopharma ny tongo gasy na tongolo lay. Satria mahasitrana mony, Arthrite, Asthme, bronchite, kohoka, Fivalanana, Fiakaran’ny tosi-drà, insuffissance renal, areti-nify, kankana, kaikitry ny bibikely, fikorontanan’ny fandevonan-kanina, tuberculose, 
 sy aretina maro samihafa izy.

Fantaro fa anisan’ny iantsoana azy ihany koa ny hoe “ Allium sativum” , na “thĂ©rapie des paysans” na ihany koa “rose puante”.

Ndeha ho zaraina amin’izao andro zoma izao ireo recette vitsivitsy hampiasana azy.

Hisorahana ny serisery: Mihinana tongolo gasy hasina 2 na 3 , maraina, atoandro hariva isan’andro amin’ny lera mitovy.

Hisorohana ny kohoka sy ny Bronchite: Manao sirop tongolo gasy (0,5l rano mangotraka + 60g tongolo gasy voatoto + tantely), ataovy mitovy amin’ny sirop ny haditiny. Maka 1 sotro kely maraina sy hariva atao isan’andro.

Ho an’ny fikorontan’ny fandevonan-kanina sy ny fivalalana indray: maka tongolo gasy hasiny 3 na 4 isan’andro.

Ho an’ny resaka tenda (Pharyngites, Laryngites): Mihinana hasiny 1, maraina, atoandro, hariva.

Hampidinana ny tosi-drà: Mihinana hasina roa hatramin’ny hasiny telo, maraina atoandro hariva miaraka amin’ny rano kely.

Mirary herinandro mahafinaritra daholo.

Address

Ambohimangakely Antanambao
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Naturo Pharma Ambohimangakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram