Naturopharma Mandroseza

Naturopharma Mandroseza ๐Ÿ‘‰๐Ÿปvokatra natoraly vokarin 'i Zoky Andry Mampifaly๐ŸŒฟ .....samy salama no tsara e๐Ÿฅฐโค๏ธ

๐Ÿšซ๐Ÿฆ  ๐“๐€๐๐ƒ๐‘๐„๐Œ๐Ž๐Ÿ›‘ ๐˜ผ๐™๐™€๐™๐™„๐™‚๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐™„๐™๐™„๐™‰๐˜ฟ๐™๐˜ผ ๐™‰๐™” ๐™ˆ๐™‹๐™Š๐™“ ๐™‰๐˜ผ ๐™‰๐™€๐™‰๐˜ฟ๐™๐˜ผ๐™‰-๐˜ฟ๐™๐˜ผ๐™…๐˜ผ๐™†๐™Š1๏ธโƒฃ ๐”ฝ๐•†๐•„๐”น๐”ธ ๐”ฝ๐•€๐”ฝ๐•€โ„•๐”ปโ„๐”ธโ„•๐•๐Ÿงฌ ๐˜—๐˜ช๐˜ต๐˜ช-๐˜ฅ๐˜ณora  ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ข ๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ข๐˜ท๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ท๐˜ข...
23/01/2026

๐Ÿšซ๐Ÿฆ  ๐“๐€๐๐ƒ๐‘๐„๐Œ๐Ž
๐Ÿ›‘ ๐˜ผ๐™๐™€๐™๐™„๐™‚๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐™„๐™๐™„๐™‰๐˜ฟ๐™๐˜ผ ๐™‰๐™” ๐™ˆ๐™‹๐™Š๐™“ ๐™‰๐˜ผ ๐™‰๐™€๐™‰๐˜ฟ๐™๐˜ผ๐™‰-๐˜ฟ๐™๐˜ผ๐™…๐˜ผ๐™†๐™Š

1๏ธโƒฃ ๐”ฝ๐•†๐•„๐”น๐”ธ ๐”ฝ๐•€๐”ฝ๐•€โ„•๐”ปโ„๐”ธโ„•๐•
๐Ÿงฌ ๐˜—๐˜ช๐˜ต๐˜ช-๐˜ฅ๐˜ณora ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ข ๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ข๐˜ท๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ท๐˜ข๐˜ต๐˜ขna (๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข,hatsemboana ...)
๐Ÿ‘ฅ ๐˜๐˜ช๐˜ณ๐˜ข๐˜ช๐˜ด๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข-๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ง๐˜ฐ
๐Ÿค ๐˜”๐˜ช๐˜ง๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ด๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ช๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ
๐Ÿง’๐Ÿ‘ถ ๐˜๐˜ช๐˜ข๐˜ท๐˜บ ๐˜ฃevoka ๐Ÿซ„sy ny zaza ao ambohoka
๐Ÿ  ๐˜”๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ด๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ท๐˜ข๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ด๐˜บ ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ

2๏ธโƒฃ ๐”ฝ๐•€๐•Š๐”ผโ„๐•†โ„•๐•
๐ŸŒก๏ธ ๐˜”isy fihakarana hafanana
๐Ÿค• ๐˜™๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ฃ๐˜ฆ
๐Ÿค’ ๐˜”๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅoha be
๐Ÿง  ๐˜”๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ ny ozatra rehetra,ny lamosina
๐Ÿ”˜ ๐˜”๐˜ช๐˜ด๐˜บ ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฅ๐˜บ ๐˜ต๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ฎ๐˜ฐ ๐˜ฏ๐˜ข "๐˜จ๐˜ข๐˜ฏ๐˜จ๐˜ญ๐˜ช๐˜ฐ๐˜ฏ" ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ
๐Ÿ’ฎmis๐˜บ mivontovonto ny vatana rehetra "๐˜ทรฉ๐˜ด๐˜ช๐˜ค๐˜ถ๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ด".

Arovy ny tenanao,ampio iany koa ny hafa.
Vahaolana ho anโ€™ny Mpox sy ny Kitrotro ny atolotry ny NATUROPHARMA.
Mora kokoa ny immuno boost ampiana spray argent fotsiny sisa.
contact : 034 06 838 30

๐ŸšจEfa azonao Jifaina eo amin'ny TENDANCE VERTE akaikin'ny rond point TSIMBAZAZA ny vokatra ๐ŸŒธNATUROPHARMA๐ŸŒธ๐Ÿ“ž0340683830-0344...
03/11/2025

๐ŸšจEfa azonao Jifaina eo amin'ny TENDANCE VERTE akaikin'ny rond point TSIMBAZAZA ny vokatra ๐ŸŒธNATUROPHARMA๐ŸŒธ
๐Ÿ“ž0340683830-0344138948

MIEZAHA MIHAVANA AMIN'NY FANDRIANAEkena fa anaty korontana, havizanana misesisesy na ara-batana na ara-tsaina kanefa mie...
01/10/2025

MIEZAHA MIHAVANA AMIN'NY FANDRIANA

Ekena fa anaty korontana, havizanana misesisesy na ara-batana na ara-tsaina kanefa miezaha mihavana amin'ny fandriana.

Ilaina ny matory na dia adiny 6 ihany aza.

Rehefa matory mantsy isika dia :
๐Ÿ’š Miforona daholo ireo sela tsara ilain'ny vatana
๐Ÿ’š Maka aina tsara ny vatana dia afa-bizana
๐Ÿ’š Miezaka mitony ny fo sy ny fikorian'ny ra
๐Ÿ’š Milamina kokoa ny saina rehefa ampy ny torimaso
๐Ÿ’š Afaka mandray fanapahan-kevitra tsara raha ilaina izany.

๐Ÿคž Raha tena tsy mety mahita tory dia mihinana magnePlus 1sarony alohan'ny sakafo hariva, tohizo mandritry ny 7andro, jereo ny fiovanao.

๐Ÿ™๐Ÿ™ Aza adino ny mivavaka alohan'ny hatory๐Ÿ™๐Ÿ™
Contact 0340683830 - 0344138948
Naturopharma - Samy Salama no tsara.




๐Ÿ‚IREO VOKATRA COLLOIDAL?๐Ÿ‚๐Ÿ‘‰Marina hoe efa mety tsy vaovao amintsika intsony ireto vokatra colloidal an'ny Naturopharma ir...
10/09/2025

๐Ÿ‚IREO VOKATRA COLLOIDAL?๐Ÿ‚

๐Ÿ‘‰Marina hoe efa mety tsy vaovao amintsika intsony ireto vokatra colloidal an'ny Naturopharma ireto, fa mbola tianay hatrany ny manentana antsika ampiasa azy ireto.

๐Ÿ’Samy manana ny asany izy ireo:

๐Ÿ‚Argent colloidal: mamono virus sy microbes maro be, manasitraka fery anaty sy ivelany ary koa hoentina hitsaboana karazana aretina maro toy ny allergie, asthme sns

๐Ÿ‚Maxi zinc: ny olan'ny fananahana no anisan'ny tena ampiasana azy io, sady mampatanjaka ny hery fiarovana izy no tena mety ho an'ny zaza somary farofy (mikoaka, voan'ny sery lava tsy dia mitombo vatana loatra...)

๐Ÿ‚Siligram: tena ilaina amin'ny olan'ny taolana sy ny hozatra, ny diabeta, manatsara ny fo sy ny lalan-drร .

๐Ÿ‚Cuivre colloidal: manampy ny tanjaky ny atidoha, manampy betsaka amin'ny fitadidiana, hitsaboana anรฉmie (tsy fahampian-drร ), รฉpilepsie...

๐Ÿ‚Magnรฉ plus: mamaha ny olan'ny tsy fahampiana torimaso, ny depression, palpitation, migraine, havizanana lava...

๐Ÿ’Manao livraison ihany koa izahay.

Tel: 034 41 389 48 / 034 06 838 30 / 038 25 780 10




FANTATRAO VE NY ANTONY TSY HIHINANA PATY BETSAKA LOATRA?Araho ary ny fanazavana anaty sary โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โ›”Mety ho sarotra ia...
07/05/2025

FANTATRAO VE NY ANTONY TSY HIHINANA PATY BETSAKA LOATRA?

Araho ary ny fanazavana anaty sary โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡โฌ‡

โ›”Mety ho sarotra ialana ny paty raha mbola tsy tena marary ianao, ampiaraho amin'ny legioma be fibre rehefa tsy maintsy hihinana azy.

โœ…Raha efa anaty ady amin'ny aretina kosa ianao dia AJANONY ny paty sy siramamy dia ho hitanao fa hivoatra be ny fahasitrananao.

๐ŸซฐZarao anaty commentaire raha efa nahita soa tamin'ny tsy fihinana paty sy siramamy ianao.

Naturopharma - Samy salama no tsara




NERF SCIATIQUE - METY HANJO NY OLONA REHETRANy olan'ny nerfs sciatique dia mety hahazo ny olona rehetra indrindra ireo e...
02/04/2025

NERF SCIATIQUE - METY HANJO NY OLONA REHETRA

Ny olan'ny nerfs sciatique dia mety hahazo ny olona rehetra indrindra ireo efa mahazoazo taona. Mety ho voa azy ity daholo na lehilahy na vehivavy.

FISEHOAN'ARETINA:
- Manaintaina ny lamosina (indraindray mety tsy ho zaka mihitsy)
- Marary be tsy zaka ny valahana, foto-pe, lohalika
- Tsy afaka mihetsika tampoka rehefa miondrika
- Lasa miamandringa rehafa mandeha

Azo tsaboina amin'ny alalan'ny otra anefa izany olan'ny nerf sciatique izany, misy exercice afaka hatoro anao.

Raha tsy voatsabo mantsy ny olan'ny nerf sciatique dia mety hampalemy satria tery ilay nerf mibaiko ilay tongotra hamindra.

0382578010
0344138948
0340683830

Samy salama no tsara

โ„๏ธโ„๏ธPack anti-grippeโ„๏ธโ„๏ธSatria mivadibadika loatra ny toetra ny andro eto amintsika dia betsaka ireo olona voan'ny gripa...
26/03/2025

โ„๏ธโ„๏ธPack anti-grippeโ„๏ธโ„๏ธ
Satria mivadibadika loatra ny toetra ny andro eto amintsika dia betsaka ireo olona voan'ny gripa mahery ka izay indrindra no antony hiresahantsika ireto vokatra ireto:

โ„๏ธNy Argent colloidal: mamono ireo bakteria na virus izay mahatonga ny gripa , mampatanjaka ny hery fiarovana, manala ireo jejina amin'ny orona

โ„๏ธNy Maxi zinc : dia ilaina amin'ny fanatanjahana ny hery fiarovana , mamono ny virus mahatonga ny gripa mahery, manome hery ho an'ireo reraka , manampy ireo zaza tsy afa -delo

โ„๏ธNy vitamine C pure dia : mampiakatra ny hery fiarovana, manampy ny vatana hiady amin'ny otrik'aretina maro toy ny gripa , ilain'ny olona marefo na ny ankizy na ny olon-dehibe

Mifameno ny asan'izy telo ireo amin'ny fanasitranana ny gripa .

Hamafiso ny hery fiaronao dia ho salama ny
vatanao.

Contact 0382578010- 0344138948




TE HAHALALA NY TSIAMBARATELO FONOSIN'NY  ? VAKIO HATRAMIN'NY FARANYEfa nalefantsika tamin'ny week end teo fa averintsika...
22/03/2025

TE HAHALALA NY TSIAMBARATELO FONOSIN'NY ? VAKIO HATRAMIN'NY FARANY

Efa nalefantsika tamin'ny week end teo fa averintsika sao misy tsy nahita...
Iza indray no mbola hanoy?

๐ŸŒฟ Nahoana no tokony hanao dรฉtox isa-kerinandro ? ๐ŸŒฟ

Ny vatantsika dia manangona poizina isan'andro noho ny sakafo, ny adin-tsaina, ary ny loto eny rehetra eny. Ny fanaovana dรฉtox isa-kerinandro dia fomba tsara hanadiovana ny vatantsika, hahazoana angovo sy hery vaovao indray, ary hanatsarana ny fahasalamana.

Dรฉtox : Ahoana ny fomba hanaovana azy ?

Raha mbola tsy nanao dรฉtox mihitsy ianao dia aza manahy, tsy sarotra be akory izany! Ity ny fomba mora arahina raha vao manomboka. Fantaro aloha ireto voambolana manodidina ny detox ireto :

"infusion dรฉtox" ?
Ny infusion dรฉtox dia rano mangokatra (250ml) nasiana ravina sy zavamaniry (toy ny menthe, sakamalao na citron) izay manampy amin'ny fanadiovana ny vatana sy manatsara ny fandevonan-kanina. Ireo zavamaniry ireo noho ny toetrany dia manampy ny vatana hanadio ho azy ny tenany.

"eau infusรฉe" ?
Ny eau infusรฉe dia rano izay asiana voankazo, legioma na ravina mba hamoahana ny tombontsoa entiny.

Ohatra :
โ˜‘๏ธ Rano asiana citron : Ampio tapaka citron kely ao amin'ny rano sotroinao hahatonga azy hanatsara ny fandevonan-kanina.

โ˜‘๏ธ Rano asiana menthe : Ampio ravina menthe ny rano fisotro hanatsarana ny fandevonan-kanina sy hisorohana ny rivotra hijanona anaty tsinay.

'Ndao ร ry hanandrana "Journรฉe Detox" androany

โœจ Maraina โ€“ Infusion sakamalaho sy citron
โœจ Atoandro โ€“ Eau infusรฉe menthe sy concombre
โœจ Hariva โ€“ Lasopy legume maivana (tsy asiana paty)

Ny tombontsoa amin'ny fanaovana dรฉtox tsy tapaka :

โœจ Hery vaovao : Hahatsapa tanjaka kokoa ianao
โœจ Kibo fisaka : Miamiala ny rivotra ary hihatsara ny fandevonan-kanina.
โœจ Hoditra hiatsara sy mazava: satria niala ny toxine anaty vatana dia mahazo aina ny hoditra.
โœจ Fandevonan-kanina ho tsaratsara kokoa : maivamaivana ny asan'ny vavony sy ny tsinay.

๐Ÿ’š Ary ianao, vonona ve hanadrana detox amin'ity week end ity? Tsotra nefa mahasoa ny fahasalamana anie!
๐Ÿ’ช Zarao ao amin'ny commentaire ny hevitrao?
Raha tsapanao fa hahasoa anao ity fomba vaovao iray ity dia zarao amin'ny namanao koa...



๐Ÿ“ข FanambaranaMiova ho ireto manaraka ireto ny laharana ahafahana mifandray mivantana:๐Ÿ“ฑMisaotra indrindra amin'ny fahatok...
02/03/2025

๐Ÿ“ข Fanambarana
Miova ho ireto manaraka ireto ny laharana ahafahana mifandray mivantana:๐Ÿ“ฑ
Misaotra indrindra amin'ny fahatokisana โค๏ธ

ARAHO MASO - TAHAN'NY TESTOSTERONENAHOANA NO TOKONY HARAHA-MASO NY TAHAN'NY TESTOSTEROME ?Ny testostรฉrone dia hormone ir...
25/02/2025

ARAHO MASO - TAHAN'NY TESTOSTERONE

NAHOANA NO TOKONY HARAHA-MASO NY TAHAN'NY TESTOSTEROME ?

Ny testostรฉrone dia hormone iray tena manan-danja amin'ny lehilahy. Fantaro fa manomboka eo amin'ny faha-30 taonan'ny lehilahy iray dia mihena 1 h@ 2 % ny tahan'ny famokarana testostรฉrone. Noho izany, ilaina ny fikolokoloina azy.

โ‰๏ธ Fa inona no tena asan'ny testosterone?

Ny fahampian'ny tahan'ny testosterone anaty rร  dia misy fiantraikany lehibe eo amin'ny :

โ„น๏ธ Libido sy ny tanjaka mandritry ny firaisana ara-nofo
โ„น๏ธ Hozatra sy ny fitazonana azy
โ„น๏ธ Tanjaky ny taolana
โ„น๏ธ Hery sy angovo
โ„น๏ธ Humeur sy ny fifantohana

โŽโŽโŽ Rehefa mahatsapa ianao fa miamarefo ny vatana, sarotra mahazo nofo (prise de masse), mitombo ny stress ka lasa be kizitina, rera-dava, miamalemy ny taolana dia nihena be izay ny tahan'ny testosterone.โŽโŽโŽ

โ‰๏ธ Inona no tokony hatao ampiakarana azy indray?

โœ… Sakafo voalanjalanja : ahitana proteina, menaka (zavoka, oliva,...), zinc (hena mena, hazan-dranomasina) ary ny vitamina D
โœ… Fanantanjahan-tena matetika : musculation
โœ… Ahena ny rarintsaina : mitadiava zavatra mahafinatitra na fialamboly ary ataovy matetika
โœ… Matory tsara : 7 h@ 9 ora isak'alina
โœ… Fadio ny alkaola, sigara ary ny paraky fa manakorontana ny famokarana ny hormone
โœ… Esory ny kibo : ny fanalana ny menaka be anaty kibo dia manatsara ny taham-pamokarana testostรฉrone

๐Ÿ“Œ Manatona mpitsabo, raha misy trangan'aretina matetika, mifandraika amin'ny fihenan'ny tahan'ny testosterone. Miteraka aretina maro sady mampamoy fo ny tsy fahampiana testostรฉrone.

๐Ÿ—จ๏ธ๐Ÿ—จ๏ธ Mention-eo eo amin'ny commentaire ilay bandy tsara mahafantatra an'ity.
Partageo ity raha nahasoa anao mba hahasoa ny hafa koa.

Samy salama no tsara


l

๐Ÿ‚IREO VOKATRA COLLOIDAL?๐Ÿ‚๐Ÿ‘‰Marina hoe efa mety tsy vaovao amintsika intsony ireto vokatra colloidal an'ny Naturopharma ir...
10/02/2025

๐Ÿ‚IREO VOKATRA COLLOIDAL?๐Ÿ‚

๐Ÿ‘‰Marina hoe efa mety tsy vaovao amintsika intsony ireto vokatra colloidal an'ny Naturopharma ireto, fa mbola tianay hatrany ny manentana antsika ampiasa azy ireto.

๐Ÿ’Samy manana ny asany izy ireo:

๐Ÿ‚Argent colloidal: mamono virus sy microbes maro be, manasitraka fery anaty sy ivelany ary koa hoentina hitsaboana karazana aretina maro toy ny allergie, asthme sns

๐Ÿ‚Maxi zinc: ny olan'ny fananahana no anisan'ny tena ampiasana azy io, sady mampatanjaka ny hery fiarovana izy no tena mety ho an'ny zaza somary farofy (mikoaka, voan'ny sery lava tsy dia mitombo vatana loatra...)

๐Ÿ‚Siligram: tena ilaina amin'ny olan'ny taolana sy ny hozatra, ny diabeta, manatsara ny fo sy ny lalan-drร .

๐Ÿ‚Cuivre colloidal: manampy ny tanjaky ny atidoha, manampy betsaka amin'ny fitadidiana, hitsaboana anรฉmie (tsy fahampian-drร ), รฉpilepsie...

๐Ÿ‚Magnรฉ plus: mamaha ny olan'ny tsy fahampiana torimaso, ny depression, palpitation, migraine, havizanana lava...

๐Ÿ’Manao livraison ihany koa izahay.

Tel: 038 25 78010 / 034 41 389 48 /0340683830



Contact 0340683830 -0344138948
04/12/2024

Contact 0340683830 -0344138948

Address

Antananarivo

Telephone

+261340683830

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Naturopharma Mandroseza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Naturopharma Mandroseza:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram