Lavitry ny aretina AHO

Lavitry ny aretina AHO Mivavaha Miambena Matokia

Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny Pejy, arahabaina nahavita soa ny P***a. Rahampitso 21/04/2022 amin'ny 14h tsy diso...
20/04/2022

Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny Pejy, arahabaina nahavita soa ny P***a.
Rahampitso 21/04/2022 amin'ny 14h tsy diso ny fotoanan-tsika hanomezana toro-hevitra tena MAHASOA mahakasika ny fahsalamana.

Mirary tontolo andro finaritra sy fahsalamana ho antsika rehetra ary.

15/04/2022

Miarahaba antsika rehetra ,
Izahay mpikambana dia mirary P***a finaritra am-pahasalamana antsika rehetra. Mirary soa

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2022 ny Pejy. Enga anie ka Hitondra soa sy fahsalamana antsika ity ...
02/01/2022

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2022 ny Pejy. Enga anie ka Hitondra soa sy fahsalamana antsika ity taona ity ka hanalavitra antsika ny aretina rehetra.
Samy ho tahin'Andriamanitra avokoa anie. Mirary soa 💥🙏

23/10/2021

Bonsoir à tous, j'éspère que vous allez bien...
Manome fotoana antsika zahay ny Alatsinainy 25 oct 2021 hanomezana fanazavana fohifohy mahakasika ny fahasalamana hatrany.
Hiarovana amin'ny aretina maro ary hitsaboana aretina maro.

Mirary tontolo alina mahafinaritra ho antsika ary.
Samy ho tahin'Andriamanitra avokoa ary dia samy ho salama lalandava o.
Sarobidy ny fahasalamana.
Douce nuit...

Bonjour daholo,  ca va ve? Mahareta hatrany ary aoka samy hahery fa ny faharetana no mahavonjy, Bonne journée daholo. Mi...
16/04/2021

Bonjour daholo, ca va ve?
Mahareta hatrany ary aoka samy hahery fa ny faharetana no mahavonjy,
Bonne journée daholo.
Mivavaha Miambena Matokia.

Bonjour à tous, Mitandrema hatrany, n'aiza n'aiza aleha  fa tsy ampoizina ny hidiran'ilay aretina ao anaty. ♥♥Bonne jour...
09/04/2021

Bonjour à tous,
Mitandrema hatrany, n'aiza n'aiza aleha fa tsy ampoizina ny hidiran'ilay aretina ao anaty.

♥♥

Bonne journée daholo dia mihinana sakafo ara-pahasalamana foana....

Mivavaha fa Jehovah hiaro anao.

Mivavaha, miambena, matokia.

08/04/2021

TSOTRA ANEFA TENA MANDAITRA.

Antivirus naturel azo atao tsara.
Rano mamay tsara 1L iray litatra, asiana bonbon Pecto (02) roa, na Contre toux fa Contre toux no tena tsara kokoa roa ihany, alatsaka ao anatin'ilay rano. Endrasana mandritra ny 30minutes farafahakeliny dia atao rano fisotro. Tena efficace.

Afaka atao anaty gourde oentina mianatra, miasa...sns.

NB: ho an'ny olona mparary vavony dia 0,5L atsasa-litatra ihany.

Address

Antananarivo

Telephone

+261345651222

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lavitry ny aretina AHO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Lavitry ny aretina AHO:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram