TNathalieRandriamanantenasoa

TNathalieRandriamanantenasoa Page personnelle

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy. Misy tolotr’asa io sao misy liana
07/11/2025

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy. Misy tolotr’asa io sao misy liana

📢📢📢 OFFRE D'EMPLOI 📢📢
Partagez à max pour que d'autres auront accès à l'offre 👌

21/09/2025

Miarahaba antsika rehetra
Elaela aho fa teto indeay. nohon’ny asa amandraharaha. Manohana namana aho. Travel et tour operator ry zareo, mba mangataka maso ato amin’ity pejy ity😉🙏🏽
https://www.facebook.com/share/162XaL1ysa/
Mankasitraka

"Lemur-Adventure: Based in Dubai as a travel agency. Make your journey unforgettable.Your adventure start here!"

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejymisy tolotr’asa nampitaina tamiko ity sao misy liana isikaNous recrutons un chirurgie...
23/11/2024

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy
misy tolotr’asa nampitaina tamiko ity sao misy liana isika
Nous recrutons un chirurgien et un anesthesiste

Poste basé à Ambanja DIANA

Clinique privé CDD ou CDI

Dossiers

· CV avec contact rapide

· Une lettre de motivation

· Photocopie de tous les diplômes acquis

· Photocopies CIN, carte d’ordre

Adresse

recrutementhopital23@gmail.com

Les dossiers incomplets ne seront pas pris en compte. Nous cherchons une personne disponible de suite, déjà diplômé et expérimenté,

Dead line 28 novembre 2024

Intéressant, ny an'ny olona dia hoe tendakanina foana mantsy
29/07/2023

Intéressant, ny an'ny olona dia hoe tendakanina foana mantsy

Les innombrables idées erronées qui circulent, y compris chez les médecins, dégradent la qualité de la prise en charge des enfants obèses. Elles méritent d’être corrigées.

Miarahaba antsika havana, namana, mpianatraTsy hoe te hi post, fa misy manontany par mp dia zaraiko eto izay kely mba ha...
30/03/2023

Miarahaba antsika havana, namana, mpianatra
Tsy hoe te hi post, fa misy manontany par mp dia zaraiko eto izay kely mba haiko momba ny sakafo voalanjalanja (alimentation équilibrée
Atao sary na "pyramide" izy ka ny ety ambany (base) no tokony hoanina. Rehefa miakatra any amin'ny tendrony (sommet) dia voafetra (tsisy miteny hoe tsy mahazo fa voafetra ("limiter la consommation de...")
1. Tandremo anefa :
- Ny " " indrindra ny vary fotsy (100 g = 1 vilia = mitovy @ 27 morceaux de sucre). Raha hihinana ihany dia vary mena (rouge), na brun na noir ohanina. Tsy mitovy @ fotsy ireo
- Ny ( ) : 1 sotro fihinanana 🥄= 3morceaux de sucres
2. Miova Io pyramide Io raha olona taizana diabeta na bé loatra ny lipides (dyslipoprotéinemie) n'a misya fetin'ny fo sy lalandrà (Maladies cardiovasculaires)
Bonne fin de semaine les ami-e-s😁 Dia aza adino n'y manao fampiasambatana (fanatanjahantena na hafa😝)

14/11/2022

Retrouvez tous vos contenus sur mobile avec l'application du Point Vétérinaire. Téléchargez gratuitement l'application !

Misy tolotr'asa Io nampitaina tamikoTonga Dia miantso @ ireo numéro ireo hono n'a mandefa mailIzaho nizara fotsiny
19/10/2022

Misy tolotr'asa Io nampitaina tamiko
Tonga Dia miantso @ ireo numéro ireo hono n'a mandefa mail
Izaho nizara fotsiny

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TNathalieRandriamanantenasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram