𝑮𝒍𝒂𝒄𝒆&𝒄𝒐.

𝑮𝒍𝒂𝒄𝒆&𝒄𝒐. Under God’s hand

Hello hello ✨Pour ce mois de l'amour, nous vous présentons notre 𝐃𝐔𝐎 de choc composé de nos délicieuses crèmes dessert à...
12/02/2025

Hello hello ✨

Pour ce mois de l'amour, nous vous présentons notre 𝐃𝐔𝐎 de choc composé de nos délicieuses crèmes dessert à la vanille et au chocolat réunies dans leur pot de 240mL.

La 𝐂𝐫è𝐦𝐞 𝐃𝐞𝐬𝐬𝐞𝐫𝐭 𝐃𝐮𝐨 ne sera disponible que ce mois de Février alors profitez-en 😁

Et pour tout achat pour la Saint-Valentin = une petite fleur en crochet offerte 🪷

🛵 Livraison à partir de 3.000 Ar
📌 Récupération (préférable) Ambanidia

#

Coucouu ✨Fantatrareo ve fa ny glace koa dia azo ampiasaina amin'ny événements rehetra? Toy ny anniversaire, mariage, évé...
30/01/2025

Coucouu ✨

Fantatrareo ve fa ny glace koa dia azo ampiasaina amin'ny événements rehetra?
Toy ny anniversaire, mariage, événement familial, date, sns ...

Sady ho avy atsy ho atsy koa ny Saint-Valentin 🤭
Ka hoy izahay hoe: "faites fondre le cœur de votre bien-aimé(e) avec...nos glaces" 😌
Koa aza misalasala manontany amin'ny hafatra miafina sy manao commande sahady fa tsy ho diso fanantenana mihitsy 😉

Hello hello ✨Elaela tsy heno eh ? Eo foana zahay kaaa fa nanomana zavatra vaovao ho anareo fotsiny 😏Inona ary zany ooh.....
18/01/2025

Hello hello ✨
Elaela tsy heno eh ?
Eo foana zahay kaaa fa nanomana zavatra vaovao ho anareo fotsiny 😏

Inona ary zany ooh..
Manomboka amin'ny "C" izy dia miafara amin'ny "...RÈME DESSERT" 😂
Indro ary ny 𝐂𝐑È𝐌𝐄 𝐃𝐄𝐒𝐒𝐄𝐑𝐓 à la vanille😋

Mety tsara ho anareo:
☝🏽tia produits laitier
☝🏽mila hery
☝🏽tia zavatra matsiro nefa mahasalama
☝🏽te ihinana crème dessert 😂

Andramo anie fa ho babo ianareo eh ✨
Sady vokatra voalohany vokarin'ny "co." an'ny Glace&co. 😁

📣Prix: 3.000 Ar ny pot de 100mL

̀medessert

01/01/2025

Bonjour daholo ✨
Vita iny zay ny 2024
Izahay equipen'ny 𝐆𝐥𝐚𝐜𝐞&𝐂𝐨. dia tena faly misaotra anareo rehetra tsy ankanavaka tamin'ny fahatokisanareo sy ny fanohananareo anay nandritra iny taona iny🔥

Dia isaoranay manokana koa izay "Personne" iray izay.
Teo foana Izy, nanampy anay, nanome fahendrena anay, nitarika anay tamin'ny zavatra rehetra ary tena tsapanay fa teo foana.
Tsy iza izany fa 𝙄𝙡𝙖𝙮 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙖𝙣𝙞𝙩𝙧𝙖 𝘽𝙚 𝙁𝙞𝙩𝙞𝙖𝙫𝙖𝙣𝙖 ♥️

Ity TeniNy ity no entinay hampaherezana antsika sahady amin'izao fanombohan'ny taona izao.

"𝐀𝐫𝐲 𝐉𝐞𝐡𝐨𝐯𝐚𝐡 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞𝐡𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐨; 𝐚𝐫𝐲 𝐈𝐳𝐲 𝐧𝐨 𝐡𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐨; 𝐭𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐡𝐚𝐟𝐨𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐈𝐳𝐲; 𝐤𝐨𝐚 𝐚𝐳𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐚𝐡𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐝𝐢-𝐩𝐨 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨."
— 𝐃𝐞𝐨𝐭𝐞𝐫𝐨𝐧𝐨𝐦𝐢𝐚 𝟑𝟏 : 𝟖

Tratrin'ny taona 2025 daholo oh 🎊
Ho Azy irery ihany ny voninahitra 🔥

24/12/2024

Coucou daholo 😁✨

Tantarainay zavatra ianareo:
Ity izany misy olona iray te hanandrakandrana an'ilay pâte masiaka be malaza ato amin'ny Facebook iny ...
(ny andro efa mafana be fa mbola tsy mafana tsara aminy angamba 😂)

Dia nefa avy eo saika tsy afaka mihitsy raha tsy ........

Araho hatramin'ny farany ary ilay video 🤭⬇️

Hello helloo ✨Aiza daholo amin'izay ianareo zay miteny hoe angah tsy manao parfum aux fruits ? 😏Eh bien ..ity no vokatra...
21/12/2024

Hello helloo ✨
Aiza daholo amin'izay ianareo zay miteny hoe angah tsy manao parfum aux fruits ? 😏
Eh bien ..ity no vokatra voalohany vita avy amin'ny voankazo 😌

Tsy inona izany fa glace aux "FRUITS ROUGES" 🍧✨
(Uniquement en pot de 100mL)

Mety tsara hoan'ireo izay:
☑️Tia voankazo
☑️Tia marikivikivy kely
☑️Tia glace (évidemment)
☑️Tia hahazo fraicheur amin'izao andro mafana be zao

⚠️MANDALO ihany izy io anh → aza tara‼️

Prix: 3.000 Ar ihany eh (sans Code promo🤭)

Mbola voalohany ihany oa io anh 😏..ho hisy parfums fruités hafa koa✨
Araho hatrany ny pejy 😉

17/12/2024

Hello hello🤗!
Dans cette inévitable chaleur 🥵, pourquoi ne pas la rendre évitable avec une petite touche de nos glaces bien rafraîchissantes🍨😋??

Pour ceux qui sont fan d'aventure et de mystère (ou pas🤭), voici votre nouvelle quête 🧐:

✅ Faites votre achat chez nous et vous aurez une REMISE DE -15% mais uniquement pour ceux qui mentionneront notre fameux "CODE PROMO" (lors de sa commande 📩), qui est caché quelque part🤫

‼️Mais aussi, ceux qui feront leur commande à livrer ou à récupérer le 23 - 24 - 25 Décembre seront récompensés par.... une surprise 😏

Alors êtes-vous prêt ?
À vos marques, prêts, commandez ! 📣

(Venez en MP pour plus d'informations)

Hello hellooo ✨✨📢Aiza daholo ianareo izay tia mamaky boky, tia mihira, tia manao sakafo sy mihinan-kanina ??Ity misy évé...
12/12/2024

Hello hellooo ✨✨

📢Aiza daholo ianareo izay tia mamaky boky, tia mihira, tia manao sakafo sy mihinan-kanina ??

Ity misy événement milay be à ne pas rater 😏

🔺Rahoviana? ➡️ 14 Desambra 2024 (ce Samedi)

🔺Aiza? ➡️ Foibe 3M Ambatoroka

🔺Amin'ny firy? ➡️ 9ora maraina hatramin'ny 1ora tolaka'andro

🔺Misy vidim-pidirana ve? ➡️ TSY MISY

🔺Inona avy no azo atao?
📚Book reading ao amin'ny tranomboky miaraka amin'ny
🎤Open mic ho an'ireo tia sy manana talenta hira/poezia
🍪 Atelier cookies sy cupcakes krismasy miaraka amin'ny Racute ✨
🤩 Ary ny farany fa tsy kely indrindra: Fihenam-bidy amin'ny boky izay vokarin'ny 3M Publishing 🔥!!!!

‼️Raha liana amin'ilay atelier cookies miaraka amin'ny Racute ianareo dia misorata anarana ao amin'ny pagen'zareo.
3.000Ar monja ny fandraisana anjara ary entinao mody ny asa-tananao avy eo 😉

‼️Hoany ihany koa izahay equipen'ny 𝑮𝒍𝒂𝒄𝒆&𝒄𝒐. hanampy anareo hiady amin'ny hafanana 😉🍨

Koa tongava maro eh!!
Ento koa ny namana 🔥

09/12/2024

J-1😱
Hello hello!🥰
Faites vos prières puisque demain sera le grand jour🤗. Le tirage se fera en live ici vers 19h🕖 alors ne soyez pas en re**rd pour ne rien rater 😉.
‼️Seulement valable pour ceux qui ont suivi les critères

Hello les gens🤩! Décembre est enfin là🤗, et qui dit Décembre dit... Noël qui approche à grands pas ! 🎅✨ Et pour commence...
03/12/2024

Hello les gens🤩!
Décembre est enfin là🤗, et qui dit Décembre dit... Noël qui approche à grands pas ! 🎅✨ Et pour commencer ce mois, nous allons vous régaler avec un "GIVEAWAY GIVRÉ"❄️🥶
Un Giveaway qui vous permettra de gagner:
- 🥇1er lot: 1 barquette de 1L
- 🥈2e lot: 1 gobelet/barquette de 500 mL
- 🥉3e lot: 3 petits pots

Pour tenter de gagner un de ces lots:
1️⃣ Suis notre compte
2️⃣ Like ce post
3️⃣ Tag 5 de tes potes en commentaire avec un "je participe"
4️⃣ Partage ce post sur ton mur

🟢Ça commence maintenant et prendra fin Mardi 10 Décembre 2024 à 12h
‼️Le tirage au sort se fera le soir même du Mardi à 19h

Alors ne laissez pas passer cette opportunité 😱de pouvoir goûter à nos succulentes glaces😋😉!!!

Address

Antananarivo

Telephone

+261338669564

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑮𝒍𝒂𝒄𝒆&𝒄𝒐. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram