16/09/2021
Manaona daolo isika o.Ity page ity dia nosokafana hoantsika rehetra tsy ankanavaka na lahy na vavy, na tanora na antitra ,na mbola tsy reny mpianakaviana na efa reny mpianakaviana mba hifampizarana fahalalana ,traikefa ,indrindra toromarika na oe conseil izay mahasoa antsika mikasika ny fitondrana vohaka na ny fiterahana na ihany koa fitaizana zazakely rehefa avy teraka.Manasa antsika ary ijāaime ary iany ku mba hanasa ny namantsika anaraka ny pagentsika.