12/11/2025
Anisan’ny tsy fahatomombanana na mateti- pitranga amin’ny zaza👶 ny 🦶, any ambohoka dia efa miforona io fiovam-bika io 🤰. Mety hahakasika ny ozatry ny tongotra izany, na ny firafitry ny taolana 🦴, ary matetipitranga kokoa amin’ny lahy kely ♂️ indrindra raha zaza voalohany.
Raha voaray an-tànana mialoha izany dia tsara ny vokatra azo ✅ , ary mitombo miaraka amin’ny taonan’ny zaza ny hamafin’ny ozatra sy ny taolana, ka mety hitondrana takaitra (tsy fahaizana mitsangana, na mandeha, na miova fandeha lasa bila 🦵) raha tsy voatsabo.
Afaka refesina tsara izany fiovambika izany amin’ny alalan’ny de 📝 ka afahana maminavina mialoha ny vokatry ny fitsaboana ho azo.
Mizara mazava ny pied bot, koa arakaraky ny sokajiny avy no hamantarana ny fitsaboana mety aminy.
Raha mahaliana anao ny hamantatra misy kokoa momba izany sokajy izany, na ny score de Pirani, dia soraty “ ” eo @ fa omeko anao amin'ny hafatra miafina 📨 izany.
👨⚕️