Torohevitra mahasoa ofisialy

Torohevitra mahasoa ofisialy Fifampizarana izay mety ahasoa antsika rehetra

[TOROHEVITRA-MAHASOA]🔴FANAFODY SEMPOTRA TENA MAHOMBY NY RAVINA ZAVOKA NA AVOCAT🔴Alaina ny ravina zavoka miisa 7 dia ampa...
03/06/2025

[TOROHEVITRA-MAHASOA]

🔴FANAFODY SEMPOTRA TENA MAHOMBY NY RAVINA ZAVOKA NA AVOCAT🔴

Alaina ny ravina zavoka miisa 7 dia ampangotrahana miaraka amin'ny rano 1 litatra mandritra ny 30 minitra eo ho eo izay vao azo ampiasaina.

🔴FOMBA FAMPIASANA AZY🔴

Sotroina 1 vera lehibe isaky ny alohan'ny hatory.

🔴FAHARETANY TRAITEMENT🔴

Maharitra 1 volana be izao dia misinda tanteraka ny aretina Asthme na Sempotra nahazo anao teo tompoko.

🔴FANAMARIHANA🔴

🔵Marihina fa tsy atao isan'andro ny fampiasaina ity akora natoraly ity fa 3 fois par semaine fotsiny. Mazava ho azy fa tsy maintsy afanaina ireo ambiny akora mba tsy hasiso.

🔴Dia mirary fahasalamana ho an'izay rehetra tsy salama tompoko o

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Torohevitra mahasoa ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram