12/11/2022
TORO-HEVITRY RASAZY🤰🤰
Tsy hoe raha bevohoka dia atao be dia be ny sakafo na hoe mihinana izay rehetra hita.
Tsara raha atao sakafo voalanjalanja no hoanina ary amin'ny fatrany antoniny.
📲 Ho anao maniry na manana olana amin'ny fahazoana zaza, dia manasa anao hiditra amin'ny Mp na hiantso mivantana : 034 37 540 98