Office National de Lutte Antitabac

Office National de Lutte Antitabac Ny OFNALAT dia ivon-toerana ara-panjakana manampy -mahadomelina

31/12/2025
BÂTIMENT DE SEVRAGE       *Toerana: OFNALAT (Office National de Lutte AntiTabac) eo anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-...
26/12/2025

BÂTIMENT DE SEVRAGE
*Toerana: OFNALAT (Office National de Lutte AntiTabac) eo anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, Ambavahaditokana Itaosy, akaikin'ny Hopitaly Itaosy
*Andraikitra: Mandray an-tanana ireo izay maniry sy vonona hiala amin'ny fiankinan-doha amin'ny paraky sy sigara, ny alikaola, ary ireo zava-mahadomelina
*Tolotra:
-Fanentanana sy fampianarana momba ny fisorohana ny fiankinan-doha
-Fitsaboana ho fialana amin'ny fiakinan-doha
-Fanohanana ara-tsaina
-Fampidirana indray ao anaty fiaraha-monina
-Fanoroana sy fandefasana ho any amin'ny toera-pitsaboana hafa raha ilaina
"Aleo tsy manandrana mihitsy mba tsy ho tafiditra amin'ny fiankinan-doha"

Atelier de renforcement de capacité du Comité Consultatif de la Lutte AntiTabac (CCoLAT) tany Antsiranana ny 19 desambra...
20/12/2025

Atelier de renforcement de capacité du Comité Consultatif de la Lutte AntiTabac (CCoLAT) tany Antsiranana ny 19 desambra 2025, ho fanamafisana ny ady amin'ny fihinanana paraky, ny fifohana sigara, sy ny fisotroana toaka, ary ny fidorohana zava-mahadomelina ao amin'ny Faritra DIANA.
Manolotra fisaorana feno ho an'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, ny Préfecture, ny DRSP DIANA, ary ny ekipan'ny OFNALAT.

Solon-tenan'ny OFNALAT  nanome aina tany Amboara Imerintsiatosika ny 17/12/25, satria "mamboly hazo, manome aina"
18/12/2025

Solon-tenan'ny OFNALAT nanome aina tany Amboara Imerintsiatosika ny 17/12/25, satria "mamboly hazo, manome aina"

"Atelier de rédaction du narratif consolidé du Plan Stratégique National de Lutte AntiTabac", ny 08-12 desambra 2025 tan...
13/12/2025

"Atelier de rédaction du narratif consolidé du Plan Stratégique National de Lutte AntiTabac", ny 08-12 desambra 2025 tany Ampefy. Manolotra fisaorana feno ho an'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, ny OMS, ny DRSP Itasy, ny mpandray anjara rehetra, ary ny ekipan'ny OFNALAT

09/12/2025
"Atelier de renforcement de capacité du Comité Consultatif de Lutte AntiTabac (CCoLAT)" tany Antsirabe ny 2 desambra 202...
03/12/2025

"Atelier de renforcement de capacité du Comité Consultatif de Lutte AntiTabac (CCoLAT)" tany Antsirabe ny 2 desambra 2025, ho fanamafisana ny ady amin'ny fihinanana paraky, ny fifohana sigara, sy ny fisotroana toaka, ary ny fidorohana zava-mahadomelina ao amin'ny Faritra Vakinankaratra.
Manolotra fisaorana feno ho an'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, ny Préfecture, ny ekipan'ny OFNALAT sy ny DRSP

08/11/2025

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Office National de Lutte Antitabac posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Office National de Lutte Antitabac:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram