Salle de Massage et à domicile - Mpanotra ADOM.

Salle de Massage et à domicile - Mpanotra ADOM. Sery vitan'anamalaho

🇲🇬Salle de massage ETN OUEST AMBOHIJANAHARY * Nohon'ny fitarainanareo patients izay efa zatra ny massage ETN hatramin'iz...
15/08/2023

🇲🇬Salle de massage ETN OUEST AMBOHIJANAHARY
* Nohon'ny fitarainanareo patients izay efa zatra ny massage ETN hatramin'izay dia miverina amin'ny laoniny tsikelikely ny fanokafana indray ny salle de massage handraisana anareo.
* Ankoatry ny foibe Alasora dia misokatra ny eto amin'ny Paraky Oeust mananjary.
* Miantso rehefa tonga eo amin'ny tetezana paraky fa misy ekipa afaka mitsena anao eo.

RÈGLE DOULOUREUSE...* Totoina na rappena ny tongolo hasiny 3 na 4. * Asiana tantely kely + ranona sakamalao kely tena ke...
25/08/2022

RÈGLE DOULOUREUSE...
* Totoina na rappena ny tongolo hasiny 3 na 4.
* Asiana tantely kely + ranona sakamalao kely tena kely.
* Arotsaka anaty thé iray vera. Sotroina.
* 7 andro alohan'ny règle, indroa isan'andro.
* Raha anatin'ny fotoanan'ilay fadimbolana no marary be dia azo atao in-4 anatin'ny iray andro.
* Afaka manao thé cannelle raha tsy misy olana amin'ny vatanao.
* Mihinana lasary laisoa manta nasiana VDC kely.
* Ahena tena kely ny sira.
* Raha tsy misy fiovana dia mila manatona DOKOTERA
* Mirary soa ho anao ny ekipan'ny ETN-FIMIBEAMA

FOMBA ATAO HANDRINDRANA TOSI-DRA AMBONY HO AN'NY ZOKIOLONA...* Vita avy amin'ny akora eny an-tsaha na n-tsena...Anatsina...
12/07/2022

FOMBA ATAO HANDRINDRANA TOSI-DRA AMBONY HO AN'NY ZOKIOLONA...
* Vita avy amin'ny akora eny an-tsaha na n-tsena...Anatsinahy, radriaka, ravina goavy, ananambo sns...
* Anatsinahy eran'ny elan-tanana, radriaka sy ravina goavy toy izay ihany koa...
* Mixena amin'ny rano mangatsiaka efa masaka iray litara ireo + poudre ananambo 1 sotro. Tatavanina. Sotroina iray vera in-telo isan'andro.
* Ajanona ny traitement rehefa mirindra tsara ny tosidrà.
* Ahena ny fihinanana crustacés...
* Akora efa vita ranony anaty flacon kosa ity amin'ny sary ity ho an'izay tsy te ho sahirana...sahaza ny zokiolona sy Beantitra tsara...

AKORA AZO HIKARAKARANA ZOKIOLONA TSY AMPY CALCIUM(DÉCALCIFICATION)* Raha miverimberina aminao ny tsy fahampiana calcium;...
12/07/2022

AKORA AZO HIKARAKARANA ZOKIOLONA TSY AMPY CALCIUM
(DÉCALCIFICATION)
* Raha miverimberina aminao ny tsy fahampiana calcium; torohevitra narurels ireto :
* Ravina navet eran'ny ilan-tànana kelikely. Mixena @ rano mangatsiaka efa masaka 1 vera (jus). Sotroina. Manao toy izay foana in-2 na in-3 isan'andro mandritry ny 10 andro.
* Azo ampiasaina ihany koa ny laisoa manta. Raha atao lasary dia manta. 250 grs eo ho eo isan'andro. Azo atao toy ilay fampiasana ravina navet ihany koa.
* Matanjaka be ireo amin'ny minéraux sy calcium, magnésium ary phosphore. Mety ho an'ny olon manana olan'ny taolana ihany koa indrindra fa ny ZOKIOLONA BEANTITRA...
* Tsy ireo ihany akory ny akora Naturels misy calcium fa marobe... isan'izany ny épinards, atody, baobab + orange, produits laitiers sns...
* Manasa anao hitsidika ny page Facebook misy anay raha mila torohevitra narurels maro samihafa ianao.

26/06/2022
Poudre   de MADAGASCAR...* Vertus medicinale astringents (resserer les tissus vivants) lutte contre le diabete et taux d...
14/04/2022

Poudre de MADAGASCAR...
* Vertus medicinale astringents (resserer les tissus vivants) lutte contre le diabete et taux de sucre dans le sang.
* Arrete la transformation de l'amidon en glucose.
* Stomachique (stimule l'estomac et de la digestion)
* Carminatif (reduit les gaz intestinaux)
* Diuretique (favorise les secretions urinaires)
* Riche en vit. A, C, jambosine, alcaloides, glycosides appele jambolin)
* Manala fivontosana avy amin'nt aretim-po (oedeme cardiaque)
* Poudre en emballage : 16 000ariary. Ampy folo andro.
* Efa misy notice fampiasana azy.
* Experience ETN manjakaray
contact : 034 17 196 77

  MANOME TANJAKA(  ETN)* Mety ho an’ny olona rehetra, indrindra ny ZOKIOLONA sy ny ankizy, zaza ary ireo olona mila fito...
08/04/2022

MANOME TANJAKA
( ETN)
* Mety ho an’ny olona rehetra, indrindra ny ZOKIOLONA sy ny ankizy, zaza ary ireo olona mila fitomboana sy hery ary avy narary….
Akoran-javamaniry maromaro no mandrafitra ny REGIMES ETN, isan’izany ireto voalaza ireto : Poudre Akondro, Sojà, vary gasy mena, ampahana cacao, vanille sns…..
SINGA HITA AO AMINY : Fer, zinc, fibres, minéraux, vitamines E, B6, Proteines sns
TOMBOTSOA AZO AVY AMIN’NY FAMPIASANA AZY :
• FANAMPIN-TSAKAFO METY HO AN’ NY OLONA MISY AN’IRETO OLANA MANARAKA IRETO :
• RARIN-TSAINA
• TEBITEBY LAVA
• MARARY FO
• SPASMOPHILIE
• FAROFY LAVA
• Azo ampiasaina hisolo toerana ny HENA…
• Mamerina ny herim-batana
• Mamerina ny tanjaka ho an’ireo olona avy narary sy rera-dava
• Manamafy ny taolana ary manafaingana ny fitombon’ny taolana raha zaza sy ankizy
• Manatsara ny fanirin’ny volo
• Mety ho an’ny olona diabetika sy misy olana amin’ny cholesteroles
• Akora mampitombo nofo nefa manala ny tavy ratsy
• Ny akora ao anatiny no manatsara ny maso.
FOMBA FAMPIASANA AZY :
• Efa misy notice ETN manazava ny fomba fampiasana azy
NB : Tsy avela ho voky be loatra ny zaza fa aleo somary hilendalenda dia ajanona ny fihinanana azy.
Raha mila fanazavana fanampiny :
Tsidiho ny page facebook misy anay : Fikambanana Mikarakara B eantitra eto Madagasikara
(FIMIBEAMA Manjakaray // Itaosy)
VIDINY : 2 000Ariary.

Address

Antananarivo

Telephone

+261341719677

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Salle de Massage et à domicile - Mpanotra ADOM. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Salle de Massage et à domicile - Mpanotra ADOM.:

Share

Category