Ginah Safeliz Mada

Ginah Safeliz Mada Ny Fahalalana no lova tsara indrindra. Espérance Vie et Santé

09/12/2025

SAFIDY
NY HO
SALAMA

Ny DIDY FOLON'NY FAHASALAMANA1)🍉🍌🥕🥦Ny Sakafo : Fidio ny sakafo azo avy amin'ny zava-maniry2)🏁🎾🏀 FAMPIASAN-TENA: Manaova ...
04/12/2025

Ny DIDY FOLON'NY FAHASALAMANA

1)🍉🍌🥕🥦Ny Sakafo : Fidio ny sakafo azo avy amin'ny zava-maniry
2)🏁🎾🏀 FAMPIASAN-TENA: Manaova fampiasan-tena mandritra ny 30mn isan'andro.
3)🍸🍸🍸🥤 RANO: Misotroa rano eo @ 8 ka atramin'ny 10 vera isan'andro.
4) 🏜️🌄🌅🌞 MASOANDRO: mitanin'andro 30mn isan'andro.
5) 🍽️🥣 FAHALALANA ONONY: mahalalaha onony @ zavatra rehetra
6)🏞️🌬️ RIVOTRA: Manaova fisefoana lalina (in 10 na mihoatra)
7) 🛌🛌🛌FIALAN-TSASATRA: Matoria adiny 7 ka hatramin'ny adin'ny 9 isan'kalina
8) 🌍🌏🕢🚩 FAHATOKIANA: trandraho ny maha zava-dehibe ny fananana fahatokiana an'Andriamanitra
9) 🚑🚑 RAHA MARARY IANAO: tadiavo ny antony nahatonga ny aretina, ary ezaho ahitsy amin'ny halalan'ny fomba fitsaboana ara-boajanahary izany.
10)🥛🥛🥛 TANO HO MADIO FOANA NY RÀNAO, NY VATANAO ARY NY FIADANAN-TSAINAO.

Zarao amin'ny namanao izany

03/12/2025

Mafinaritra ny mizara.
Iza no mbola tsy nahazo ?

01/12/2025

DÉCEMBRE
🎇🎇🎁🎁🎇🎇
📢🚩

30/11/2025

MAHAZO FANOMEZANA MNOKANA IZAY MIVIDY BOKY ATO AMIN'AY @ ITY VOLANA DÉCEMBRE HIDITRA Ity🥰🎇🏆🎁🎁

SANTÉ PAR LES ALIMENTSNy Boky santé par les aliments de boky miavaka satry :; * Ny Aliments ho an'ny organe rehetra Dia ...
24/11/2025

SANTÉ PAR LES ALIMENTS

Ny Boky santé par les aliments de boky miavaka satry :;
* Ny Aliments ho an'ny organe rehetra Dia lazainy ato avokoa.
Aliments pour les Yeux, le Système nerveux, pour le cœur, sang , l'App reproducteur, la peau , Aliments et le cancer. sy ny maro afa koa.

* manome aretina isakin'ny taova resahany izy. ohatra; Aliments pour les Yeux = kataracté na conjonctive... de homeny ny sakafo tokony ampitomboina ra tratran'io aretina Io mba hanampy . omeny eo anilany kosa ireo sakafo tokony ahena n'y fihinanana azy na tsy tokony hoanina mihitsy fa mety hampiverina fona ilay aretina mahazo azy.

* tombotsoa ny ananana ny Boky satry afantaranao ny soa azo avy @ Aliments maro.
ny hery hoentinilay aliments eo @ vatatsika ra mihinana azy isika, Ary ny fatra tokony hoanina MBA hitondra fahasalamana ho antsika ny fihinanana azy.

* mora ny fampiasana ity boky ity.
feno sary tsara, Ary manintona, mampazoto mamaky.

mpanoratra : Georges Pamplona-Roger.
*******
👉 constact :0348206009
👉MANAO LIVRAISON !!
*******

23/11/2025

Ny SAFIDY TSARA INDRINDRA ?

Ny FAHASALAMANA dia tahaka ny voninkazo.Rehefa kolokoloina tsara dia manana ny ho avy mamirapiratra
22/11/2025

Ny FAHASALAMANA dia tahaka ny voninkazo.
Rehefa kolokoloina tsara dia manana ny ho avy mamirapiratra

16/11/2025
SANTÉ PAR LES BOISSONSPlus de 300 pages d'informations sur les boissons pour prévenir et traiter des maladies. 1 - Troub...
07/10/2025

SANTÉ PAR LES BOISSONS

Plus de 300 pages d'informations sur les boissons pour prévenir et traiter des maladies.

1 - Trouble de la vue
2 - Anxiété
3 - Maladie Alzheimer
4 - Hipertension artérielle
5 - Anémie
6 - Acidité de l'estomac
7 - Cellulite (une semaine de traitement )
8 - Boissons pour maigrir
9 - Cholestérol élevé
10 - Vieillissement
11 - Allergie
12 - Dépression
13 - Diabète 14 - Cancer du sein
15 - Cancer de la prostate
16 - Insomnie.
Ecrit par : Docteur Jorge Pamplona Roger

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ginah Safeliz Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram