06/11/2025
⛔️Manao ahoana daholo isika panaraka ny pejy.😊
⛔️Ho an'ireo izay mbola tsy mahafantatra moa dia marary voan'ny aretin'ny voa na insuffisance renale chronique i johary kely.😒
⛔️Manao dialyse na fanadiovana ra intelo isa kerinandro izy🥹
⛔️Ny olana amin'izao dia tratrany aretina hepatite C izay ratsy ho an'ny olona efa marary voa i johary kely amin'izao. Lafo dia lafo ny traitement sy ny analyse koa eto dia miangavy ny fanampianareo be fitiavana izahay ny aminy fanatanterahana izany fitsaboana izany🙏🙏
⛔️Mialohan'ny traitement dia misy ito analyse izay tsy maintsy atao ito analyse izay mitentina 288000ar izy.
⛔️Miangavy antanadroa anareo izahay hifanampy aminay😥🙏
⛔️Misaotra sy mankasitraka anareo izay efa efa nanampy anay foana nandritra izay 5 taona nanaovany dialyse izay.❤️😍
⛔️Ampitiavana feno😍