27/03/2026
Salama tompoko
Ho anareo sahirana mitady infirmière hanao soin any antrano dia izahay afaka manantona anareo
Soins infirmiers :
👉Pansement
👉Mametaka Sérum
👉Manao injection
👉Manao prélèvement
Afaka manao garde malade any antrano na any amin'ny hopitaly ihany koa
N. B: Manana Dokotera afaka manao consultation any antrano
Tongava 📩mp na miantso ny laharana 📞0344306887