14/04/2022
Alarobia 13 Avril 2022 - 12 Ramadan 1443 :
Mizara telo lehiba ny volana RAMADAN araky ny volazan'ireo manampahaizana, dia :
1-Ny folo voalohany dia famindram-pon'i Allah.
2-Ny folo faharoa dia famelan-kelok'i Allah.
3-Ny folo fahatelo dia fanavota Faobe tsy isan'ireo vahoaky ny Afobe.
Ankehitriny isika dia miaina ao anatin'ny tapany faharoa izay misy ny FAMELAN-KELOKA, ka tsara ho fantatrao inona no atao hoe famelan-keloka ary ahoana ny fomba fisehoany ary mbola manana fanantenana ve isika amin'ny famelan-kelok'i Allah?
Izany rehetra izany dia arahinao mivantana ato amin'ity vidéo ity no sady arahainao mivantana ao amin'ny TVM androany hariva amin'ny 16h10.
MAZOTOA MIHAINO.