Fionna MDG

Fionna MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fionna MDG, Antananarivo.

10/03/2026

Ho anareo rehetra manontany hoe mivarotra Cire EPILODERM ve izahay? Ato anatin'ity vidéo ity ny valiny tompoko!
👉 TSY MIVAROTRA CIRE ÉPILODERM TOMPOKO IZAHAY 🙏

Hello! Hello! 😍Ireto indray ary ny retour  t@ Cliente vaovao ee 💖 Toraka Voninkazo ho anareo 🌹🌹 Zaraina izao mba hampisy...
08/03/2026

Hello! Hello! 😍
Ireto indray ary ny retour t@ Cliente vaovao ee 💖 Toraka Voninkazo ho anareo 🌹🌹
Zaraina izao mba hampisy motivation anareo rehetra 🙏🙏🥰🥰

🌸 ÉPILATION À DOMICILE 🌸Te hanana hoditra malama sy madio ve ianao?Na efa nanao épilation na vao izay mihintsy vao hanao...
07/03/2026

🌸 ÉPILATION À DOMICILE 🌸

Te hanana hoditra malama sy madio ve ianao?
Na efa nanao épilation na vao izay mihintsy vao hanao 😊
Izahay no manatona anao any an-trano 🥰

✨ Misy cire maro azo hisafidianana, mety amin'ny budjet anao sy amin'ny hoditrao 😍

✨ Asa madio sy matihanina

📩 SUR RENDEZ-VOUS UNIQUEMENT!

MP POUR PLUS D'INFORMATIONS 🙏

06/03/2026

TAPITRA NY 8 MARS HO AVY IZAO NY PROMOTION NATOKANA HO ANAREO VAOVAO REHETRA ALOHA AN 🙏

😍 PROMO NOUVELLES CLIENTES 😍Natokanay ho anareo rehetra izay vao anao épilation ato aminay izy ity, na efa zatra nanao é...
22/02/2026

😍 PROMO NOUVELLES CLIENTES 😍
Natokanay ho anareo rehetra izay vao anao épilation ato aminay izy ity, na efa zatra nanao épilation na izay mihintsy vao anao épilation 🥰

Manomboka ny LUNDI 23 FÉVRIER 💖💝❤

SUR RENDEZ-VOUS UNIQUEMENT EN MESSAGE PRIVÉ 📬

15/02/2026

Tapitra indray ny PROMO St Valentin antsika.
Miverina @ tarifs normal indray isika tompoko Mankasitraka indrindra 🙏

11/02/2026

Miarahaba tompoko! MIATO ihany koa ny asanay anio Alarobia 11 Febroary. Ny Prix PROMO tazomina ihany fa aza manahy ianareo 🙏

😍😍😍 BIG PROMO ST VALENTIN 😍😍😍Tena omenay fahafam-po kosa ianareo ee 🎁🎁🎁🎁👉 Manomboka JEUDI 5 FÉVRIER ka hatramin'ny 14 FÉ...
02/02/2026

😍😍😍 BIG PROMO ST VALENTIN 😍😍😍

Tena omenay fahafam-po kosa ianareo ee 🎁🎁🎁🎁
👉 Manomboka JEUDI 5 FÉVRIER ka hatramin'ny 14 FÉVRIER indray ary ny Promo antsika 🙏

✅ SERVICE À DOMICILE
✅ SUR RENDEZ-VOUS UNIQUEMENT

MP pour plus d'informations 🙏

Hey!! 🥰 Retour vaovao indray ireto tompoko 😍😍 Ny sasany tsy nandefa moa fa efa nanome teny fankasitrahana tany an-toeran...
30/01/2026

Hey!! 🥰 Retour vaovao indray ireto tompoko 😍😍 Ny sasany tsy nandefa moa fa efa nanome teny fankasitrahana tany an-toerana 🙏🙏 Dia mamerina ny fisaorana feno ho anareo rehetra tompoko 💖💖

26/01/2026

Niverina tarifs normal indray aloha ny épilation @ cire Epiloderm antsika ann 💖💜💓
Tapitra kely vety² aloha ny Promo 😘❤

🦋 Nous réalisons l’épilation avec la cire EPILODERM Voyage.✅ Voyage, Cire Ultra Basse Température… 🌿 ✔️Élaborée à partir...
15/01/2026

🦋 Nous réalisons l’épilation avec la cire EPILODERM Voyage.

✅ Voyage, Cire Ultra Basse Température… 🌿

✔️Élaborée à partir de Résine de Pin et dʼhuile de Chanvre 100% dʼorigine végétale
✔️Adaptée aux poils et duvets difficiles
✔️Utilisable sur toutes les zones du corps
✔️Jusqu'à 6 semaines de confort et de liberté
✔️Fabriquée en France 🇫🇷

👉 PRÉSTATION À DOMICILE
👉 SUR RENDEZ-VOUS UNIQUEMENT

10/01/2026

Manomboka LUNDI 12 JANVIER io Promotion EPILODERM antsika io an!! 🙏

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00

Telephone

+261343389984

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fionna MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram