Rasazy akaiky ny Reny

Rasazy akaiky ny Reny Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rasazy akaiky ny Reny, Pregnancy Care Center, Boulevard de l'Europe Namontana, Antananarivo.

14/07/2022

Bonjour daholo
Satria betsak itsik mandef MP tsy voavaly,koa rah urgence dia miatsoa avy hatrany n numéro 0321959278
Izahay dia manao ny asa rehetra momba ny fahasalamana
Mampisafo
Mampiteraka
Manao soins a domicile(manao passement, mametaka sérum, manao injection)
Mikarakara ireo vehivavy manana olana amn fitadiavan zazakely(traitement mpivady)
NB:ts maitsy mpivady no miarak manao traitement amn fitadiavn zazakely,f rah ts izay dia tsy mety
Mitsabo ireo vehivavy mann olana amn resak perte s règle tsy mety tonga tratran fanaovn fanabeazanaizan
Manao fanabeazanaizana
Manao consultation
Afaka manaton hoanireo zay tsy afaka
Miasa 24h/24h
Ts ny reny iany fa mandray ny olona rehetra
Raha mahaliana anao na mila TARIF dia miatsoa avy hatrany ny numerao eo ambony
NB:tsy manao consultation sady tsy manome traitement ato amn FB
N Antony dia sarobidy ny aina ka ny vatanao mitsy no mila hitanay maso
Mirary soa eeee

Address

Boulevard De L'Europe Namontana
Antananarivo

Telephone

+261321959278

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasazy akaiky ny Reny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram