Fanafody Angatra

Fanafody Angatra Produit éfficacité
Tel:0386139300
WhatsApp+261386139300

Miarahaba atsika rehetra indray ooohhhh!!!Te hoafaka tanteraka ve ianaoTena somary sarotra ny mitsabo ireto aretina iret...
14/03/2025

Miarahaba atsika rehetra indray ooohhhh!!!
Te hoafaka tanteraka ve ianao
Tena somary sarotra ny mitsabo ireto aretina ireto kanefa dia azo tsabona tsara ihany
Ra lina @ izany ianao dia afaka mandefa hafatra na ko miantso avihatrany

HO AMPAFATARIKO ANAREO INDRAY NY MOMBA NY PROSTATE!!NY PROSTATE‼‼💥Ny prostate dia taova iray hita ao amin'ny taovam-pana...
08/04/2024

HO AMPAFATARIKO ANAREO INDRAY NY MOMBA NY PROSTATE!!
NY PROSTATE‼‼
💥Ny prostate dia taova iray hita ao amin'ny taovam-pananahan’ny lehilahy.
●Ny asan’ny prostate dia mamorona ny atao hoe:”liqude seminal” .
● Ny spermatozoide mivoaka amin'ny vésicules seminales mifangaro amin'ny liquide seminal no atao hoe sperme .Rehefa manomboka mahazo ltaona ny lehilahy dia mivonto manery ny fantson’amany io prostate io ,ka mahatonga hananosarotra amin'ny fivalan-dranon’ny lehilahy na ihany ko mifintina ilay PROSTATE ka mahatonga olona mamany lava mety ho tonga hatramin'ny fipipiazana kilaoty satria malalaka ny fantson'amany.......
✰NY MAHATONGA NY ARETINA PROSTATE :
●Fanaovana firaisana diso tafahoatra
●Fihinanana Café , Toaka ,sigara
●Fihinanana fanafody chimique sy produit chimique
●Sakafo Bé menaka (hena kisoa , poulet de chaire , sns)
✰FAMBARA ARETINA PROSTATE
●Lasa mamany lava , pipy misy rà ,
●Filahiana lasa malemy
●Mangoritsina ny lohalika
●Mora reraka
●Mihena ny Sperme na tsy misy mihitsy
●Mikorontana torimaso.....
🔴Ny 90%ny olona voany prostate de voany infection urinaire
🔴Ny 80%ny olona voany prostate de voany insuffisant rénal.....
💥Azo tsabona tsara nefa ny aretina prostate
Ka ra mila fanampina dia mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany
Traitement naturel tsisy effet secondaire
Tel 0386139300

HERPES GE***AL1- Inona no atao hoe "herpès ge***al"Aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo tsy voaaro izy io, antsoin...
23/01/2024

HERPES GE***AL
1- Inona no atao hoe "herpès ge***al"
Aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo tsy voaaro izy io, antsoina hoe Infection Transmissible Sexuellement (ITS), azo avy amin'ny fiparitahan'ny vésicule izay miteraka fanaintainana eo amin'ny taovam-pananahana.
Ireo "vésicules" ireo dia mitsiranoka

2- Toy izao ny fomba fisehony, (tsy voatery hisy zavatra hiseho na misongadina ety ivelany ilay izy)
- Misy mangidihidy na manindrona kely ao amin'ny taovam-pananahana
- Misy mivontovonto kely fotsy na mena, ohatra ny mony somary lehibebe kely (ireo ilay antsoina hoe vésicules)
- Marary rehefa mipipy (infection urinaire)
- Somary misy fanaviana toy ny voan'ny tazo

3- Ahoana ny fomba hifindràny?
- amin’ny alalan’ny fifampikasoana eo amin'ilay faritra misy azy
- na koa misy firaisana ara-nofo amin'ilay olona efa voa
- mety ho vondron'olona efa mitondra ilay virus
- HSV1 (Ambonin'ny valahana)
- HSV2 (Ambanin'ny valahana)

4- Ireo karazana aretina misy ifandraisany amin’ny herpès sy ny mety mahatonga azy
- Aretin’aty (hepatite B na C), izay sarotra kokoa ny mitsabo azy ary matetika lafo ny sandan'ny fitsaboana (fanafody simika)
- Rarin-tsaina (Stress)
- Tsy fahampian'ny sakafo ara-pahasalamana
- Fikorontanan'ny taova (taova tsy miasa tsara intsony, toy ny aty sy ny voa)
- Firaisana ara-nofo tsy voaaro (raha toa ka efa voa ilay namana)
- Firaisana amin'ny vehivavy misy tsiranoka (perte vaginales abondantes)
- Tsy fahampian'ny hery fiarovana eo amin'ny olona iray

5- Ny vokany eo amin'ny toe-batana
- Rarin-tsaina maharitra (stress permanent)
- Tsy mampiteraka
- Miteraka olana eo amin'ny mpivady (misy gêne)
- Tebiteby lava
- Traumatisme rehefa manao firaisana ara-nofo
- Fivontosana sy homamiadana (tumeur & cancer)

Ireo vokany reo dia miankina amin’ny fotoana nahazoana azy sy toetran'ny aretina

Ny "herpès génital" dia afaka tsaboina tsara
Manana fanafody (Spécial L'Herpès Génital) sy ireo karazana aretin-koditra izahay
-Pile comprimés Spécial
-Crème spécial
Prix 35000ar Total
Livraison Gratuit Tana
Tena tsy mampiverina azy intsony
Tel 0386139300
Toerana Tana

Bonjour! Créme pour , Herpès génital, Mycoses, SyphillisMidira hafatra miafina izay linaIndro manosotra ihany dia efa ma...
20/09/2023

Bonjour! Créme pour , Herpès génital, Mycoses, Syphillis
Midira hafatra miafina izay lina
Indro manosotra ihany dia efa mahita vokatra tsara

🖐️ Nandritry ny fotoana maro dia nampahafantarina antsika ireo aretina azo avy amin'ny firaisana ara nofo mateti-pitrang...
09/01/2023

🖐️ Nandritry ny fotoana maro dia nampahafantarina antsika ireo aretina azo avy amin'ny firaisana ara nofo mateti-pitranga.

🖐️ Ho fintinina amintsika izy ireo androany mba ahafahanao manavaka tsara azy.

👉 Raha mila fanazavana fanampiny dia manasa anao hametraka ny fanontanianao ao amin'ny hafatra miafina (MP).

angatra

Bonjours à tous!-Ho antsika vehivavy indray ity- Manana Fanafody naturel (poudre)-Natao hiadina @ pertes vaginale-Na per...
15/09/2022

Bonjours à tous!
-Ho antsika vehivavy indray ity
- Manana Fanafody naturel (poudre)
-Natao hiadina @ pertes vaginale
-Na pertes misy fofona ratsy be
- Indrindra rehefa avy manao firaisana ara-nofo na alohan'ny hatongavan'ny fadimbolana na (regle)
- Rehefa manao ny traitement dia ilaina ny misasa @ Saforelle na Hydraline
Mandefa any @ faritra izahay ary manao livraison eto Tana
Mp avihatrany izay mila fanazavana fanampiny
Misaotra tompoko

🌿HERPES GE***ALS🌿🌿Aretina mibotsimbotsina sy mangidihidy ary mifindra eo @ taovam-pananahana.🌿Manana ny fanafody izahay ...
01/08/2022

🌿HERPES GE***ALS🌿
🌿Aretina mibotsimbotsina sy mangidihidy ary mifindra eo @ taovam-pananahana.
🌿Manana ny fanafody izahay pillules sy poudre ahosotra @ ilay partie misy an'ilay mibotsimbotsina
🌿Ny vidiny mirary ary tena azo antoka
🌿Mety @ vehivavy sy lehilahy
🌿Afaka mandefa any @ faritra sy manao livraison
Prix: 20.000Ar

Address

67Ha
Antananarivo
GINOCCHIOLOGUE

Telephone

+261386139300

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanafody Angatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share