10/03/2026
๐จ Voankazo tena tsara sady mahasalama no misy vitamine C, Magnรฉsium, Potassium ny KONOKONO,
Inona ny fiantso azy any aminareo?
Ireto no zava tsoa azo avy aminy:
๐ข Anti CANCER, traitement tumeur bรฉnigne, miaro ny fiparitahan'ny cellules cancรฉreuses
๐ข Tsara ho an'ny fo sy ny lalandrร , miaro azy amin'ny aretina
๐ข Mahasalama ny maso
๐ข Manome hery ny olona reraka
๐ข Tsara hoan'ny saina, miaro azy amin'ny aretina
๐ข Tsara hoan'ny olona manao rhumatisme sy Arthrite, manala fanaintainana
๐ข Miaro amin'ny tsy fahampiana ra anรฉmie
๐ข Anti inflammatoire
๐ข Mampatavy
๐ข Manampy ny taovam-pandevonan-kanina amin'ny asany
๐ข Tsara ho an'ny hoditra: misy collagรจne
๐ข Manasitrana aretin- kibo, dysenterie
๐ข Mampatanjaka hery FIAROVANA
๐ข Miaro ny Vohoka, miaro ny fahaterahana tsy amin'ny fotoana ( zaza tsy tonga volana)
๐ข Manala ny maloiloy sy mando isa maraina
๐ข Tsara ho an'ny volo
Mirary soa hatrany