BonMiel

BonMiel Miel pur

 # **RANO SY TANTELY**Betsaka ny tombontsoa azo amin'ny fisotroana rano iray vera, asiana tantely eran' ny sotro fihinan...
11/12/2023

# **RANO SY TANTELY**

Betsaka ny tombontsoa azo amin'ny fisotroana rano iray vera, asiana tantely eran' ny sotro fihinanana, ny maraina mbola tsy misakafo.
* Miaro amin'ny aretin'ny fo ("maladies cardiaques");
* Mampihena ny tahan'ny siramamy ao anaty rΓ ;
* Miady amin'ny aretin-tenda;
* Manala tavy;
* Mampahazava ny hodi-tava;
* Manala poizina;
* Manamafy ny hery fiarovana;
* Manala ny rivotra anaty kibo ("ballonnements").

NB : Tsy azo atao ao anaty rano mafana ny tantely, lasa manova ny tahan'ny PH ("potentiel hydrogène") ao aminy , mampihena ny fiasany ary mety ***hivadika ho poizina*** mihitsy.
1. Azo atao ny mihinana tantely aloha, avy eo, afaka misotro rano mafana ihany.
1. Ny tantely dia tsy azo andrahoina na atao mafana be mihoatra ny 40Β°C fa mety hivadika poizina.
1. Tsara raha rano efa mangatsiatsiaka ("eau tiède") no asiana tantely hosotroina.
# # ***ZARAO FA MAHASOA***

πŸ’₯πŸ’₯Tantely: Litchi sy NiaouliπŸ’₯πŸ’₯πŸ‘‰Tantely tena tsara πŸ‘‰Azo antokaπŸ‘‰Tsy mitapoka πŸ‘‰Azo atao fanafody tsara 🌟Afaka manao livrais...
01/10/2023

πŸ’₯πŸ’₯Tantely: Litchi sy NiaouliπŸ’₯πŸ’₯
πŸ‘‰Tantely tena tsara
πŸ‘‰Azo antoka
πŸ‘‰Tsy mitapoka
πŸ‘‰Azo atao fanafody tsara
🌟Afaka manao livraison ihany koa
Mp avy hatrany ary

🐝🐝Tantely tena azo antokaπŸπŸπŸ‘Tsy mitapoka πŸ‘MahasalamaπŸ‘Azo atao fanafody tsara πŸ“žπŸ“±β˜ŽοΈ 034 05 812 22Manao livraison
02/07/2023

🐝🐝Tantely tena azo antoka🐝🐝
πŸ‘Tsy mitapoka
πŸ‘Mahasalama
πŸ‘Azo atao fanafody tsara
πŸ“žπŸ“±β˜ŽοΈ 034 05 812 22

Manao livraison

02/07/2023
08/02/2023

Salama daholo . Misy hatrany ny tantely pure tsy mitapoka an

09/08/2021

Efa misy ny tantely, tsy mitapoka, amin'ny vidiny mirary hatrany.

🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝 TANTELY  TSY  MITAPOKA 🐝🐝🐝15 000 ar ny litatra, afaka manome prix de gros ihany koa. πŸ“ž 032 50 314 12
04/10/2020

🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝
🐝🐝🐝 TANTELY TSY MITAPOKA 🐝🐝🐝
15 000 ar ny litatra, afaka manome prix de gros ihany koa.

πŸ“ž 032 50 314 12

🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝 πŸ”†πŸ”†πŸ”†πŸ”†T. A. N. T. E. L. YπŸ”†πŸ”†πŸ”†πŸ”†πŸ‘‰ Tsy mitapokaπŸ‘‰ Azo atao fanafodyπŸ‘‰ Vidiny mirary 15 000ar /litatraπŸ”»Manao livra...
23/09/2020

🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝🐝
πŸ”†πŸ”†πŸ”†πŸ”†T. A. N. T. E. L. YπŸ”†πŸ”†πŸ”†πŸ”†
πŸ‘‰ Tsy mitapoka
πŸ‘‰ Azo atao fanafody
πŸ‘‰ Vidiny mirary
15 000ar /litatra
πŸ”»Manao livraison 2000ar-5000ar arakaraka ny toerana
πŸ”»Manome prix de gros ihany koa

🐝🐝🐝 N. D. A. O. H. I. L. A. L. A. O. E🐝🐝🐝         πŸ‘‰πŸ‘‰ Tsotra ny fitsipika πŸ‘ˆπŸ‘ˆ1️⃣ Asio πŸ‘ ny pejy 2️⃣ Entano amin'ny teny fo...
12/09/2020

🐝🐝🐝 N. D. A. O. H. I. L. A. L. A. O. E🐝🐝🐝
πŸ‘‰πŸ‘‰ Tsotra ny fitsipika πŸ‘ˆπŸ‘ˆ
1️⃣ Asio πŸ‘ ny pejy
2️⃣ Entano amin'ny teny fohy eo amin'ny commentaire ny namanao hitsidika sy hi πŸ‘ ny pejy
β˜‘οΈβ˜‘οΈπŸŽπŸŽIzay mahazo πŸ‘ be indrindra ny commentaire-ny dia omena tantely maimaim-poana🎁🎁🎁
πŸ’ πŸ’ πŸ’  D. A.T.Y. H. I. F. Γ€. R. Γ€. N'.YπŸ’ πŸ’ πŸ’ 
➑️ 30 Septambra 2020 ⬅️
πŸ‘πŸ‘Alefa ary eπŸ‘ŒπŸ‘Œ

🐝🐝🐝Mivarotra tantely purπŸπŸπŸπŸ‘‰ Raha Γ  maka amin'ny bidon dia 13 500ar/litatra(20litatra ny 1 bidon)πŸ‘‰Raha 10litratra noho m...
03/09/2020

🐝🐝🐝Mivarotra tantely pur🐝🐝🐝
πŸ‘‰ Raha Γ  maka amin'ny bidon dia 13 500ar/litatra(20litatra ny 1 bidon)
πŸ‘‰Raha 10litratra noho mihoatra dia 14 000ar/litatra
πŸ‘‰ Raha antsinjarany 15 000ar ny litatra
Mandefa sa hafatra miafina raha liana na miantso ny 034 04 856 na 032 50 314 12

Address

Soamanandrariny
Antananarivo

Telephone

+261325031412

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BonMiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to BonMiel:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram