Hopitaly Loterana Ambohibao

Hopitaly Loterana Ambohibao TOBIM-PITSABOANA LOTERANA AMBOHIABO (T.P.L.A)

Ho famaranana ny JOBILY FAHA-40 TAONA ny Tobim-pitsaboana Loterana Ambohibao (SALFA/TPLA) dia manolotra ANTSAM-PIDERANA ...
21/11/2024

Ho famaranana ny JOBILY FAHA-40 TAONA ny Tobim-pitsaboana Loterana Ambohibao (SALFA/TPLA) dia manolotra ANTSAM-PIDERANA LEHIBE ho antsika rehetra ny Alahady 15 Desambra 2024 ho avy izao izay iarahana amin'ny TANORA MASINA ITAOSY ao amin'ny FLM Toby Betesda Ambohibao.

Hisy sakafo hamidy amin'ny vidiny mirary eny an-toerana amin'io fotoana io.

Koa dia manasa antsika rehetra ho tonga maro ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany!

Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy!Ho tohin'ny fankalazana ny Jobily Faha-40 Taona ny SALFA/TPLA dia manasa anare...
17/07/2024

Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy!
Ho tohin'ny fankalazana ny Jobily Faha-40 Taona ny SALFA/TPLA dia manasa anareo handray anjara amin'ny fifaninanana Fanatanjahantena (Foot à 7: Senior/Vétéran; Pétanque) izay karakarainay ny 31 Aogositra 2024, eny amin'ny SPENTANA BY-PASS Androndra manomboka amin'ny 07 Ora sy sasany maraina.

Tongava misoratra anarana mialoha fa voafetra ny mpandray anjara😊

Address

Lot 015E Bis Ambohibao Antehiroka
Antananarivo
105

Telephone

+261335003418

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hopitaly Loterana Ambohibao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Hopitaly Loterana Ambohibao:

Share

Category

HISTORIQUE TPLA

Le centre T.P.L.A a commencé par un petit dispensaire qui, au fil du temps, s’est développé pour devenir l’hôpital que nous connaissons.

L’hôpital luthérien Ambohibao est un projet du Synode d’Antananarivo de l’Eglise Luthérienne Malagasy sous tutelle du département de la santé (SALFA). Elle fut créée en 1982 à partir d’un dispensaire aux 67 hectares, conformément au décret 026-PM/SGG/OJ du 21/01/82, puis un autre dispensaire aux locaux du FLM Ambohibao.

Tout au long de ses 34 ans d’existence ses activités n’ont cessé de s’accroitre. Quelques dates peuvent être retenues pour retracer l’évolution du centre de sa date de création à sa situation actuelle :

– Année 1982 : Inauguration officielle du T.P.L.A et ouverture du Dispensaire à 67 HA ;