26/08/2024
🌻POINT ASTHME🌻
👉Ny "asthme" dia isan'ireo "maladie psycho-somatique" izany hoe avy @ saina dia miseho @ vatana, tahaka ny aretim-bavony, allergies sns.
Matetika rehefa misy olana @ olona 1 no mihetsika ireo aretina ireo. Amin'ny ankizy, azo lazaina ho "message" tiany ampitaina ny asthme, tsy hainy ny manambara azy, dia @ alàlan'ny aretina no miseho izany. Fanairana ny RAD-niny izany. Mety tsy ampy fitiavana ilay zaza, mety tsy ampy fifandraisana @ RAD, mety mikorontana ny ao an-trano sns, dia miseho ny "asthme".
Hialako tsiny raha manafintohina sy sarotra inoana izany fa "inconscient" (tsy tsapa) ilay zavatra fa ilay aretina no mampiseho ilay olana @ ilay olona.
Ory ny faritra voatsipika, atao ny tongotra 2, asio menaka hanamorana ny otra.
Na mbola tsy mihetsika aza ilay aretina dia tsara ny manotra ilay point mba ho fisorohana.
Point ny tratra io ka mety @ kohaka koa.
👉Massage a domicil tana👈
☎️0386580001☎️
Mirary fahasalamana tanteraka hatrany ho antsika rehetra 👍!