14/05/2025
🌼🌼🌼 🌼🌼 Ny tanjontsika? 🌼🌼🌼🌼🌼
" Avoir des cheveux en bonne santé."
Fa tsy hoe:
"boucle tonga dia mivoka"
Tsy zava-mahagaga ny boucle. C’est un parcours, pas une course.”
Tsy hoe tonga dia miboiboika ny boucle fa mila fanekena, patience, et soins adaptés. Nisy phase de transition, nisy fotoana nampisalasala, fa nisy fitiavana koa.
Reo rehetra reo no ilainao raha te ana volo salama lalan_dava ianao!! ✨✨💧
Toy ny volamena sarobidy io volonao io. 💎💎💎
Il mérite du temps, de l’amour, et des gestes doux.
Aza taitaitra ary aza maika loatra raha te anana volo tsara sy salama .
Izahay vonona ny anampy anareo foana🤝
On avance ensemble.