19/05/2025
❤️ MIARO NY FO, MIARO NY FIAINANA! ❤️
Efa afaka manao ECG (électrocardiogramme) ao amin'ny Cabinet Médical Dr Ely, eto Sabotsy Namehana isika izao!
✅ Ny ECG dia fitaovana manara-penitra entina mijery sy mamantatra ny fahasalaman’ny fo, ary tena ilaina mba hiarovana ny fahasalamanao sy ny an'ny ankohonanao.
🕘 Misokatra ho anao isan’andro Alatsinainy hatramin’ny Zoma manomboka amin’ny 09h hatramin’ny 16h.
👉 Aza miandry aretina fa manaova ECG mba hisorohana sy hanaraha-maso ny fahasalaman’ny fonao.
📍 Cabinet Médical Dr Ely - Sabotsy Namehana
💬 Azonao atao ny manao rendez-vous avy hatrany amin’ny alalan'ny hafatra privé (MP) 📩 na miantso mivantana.
Contact : 034 97 976 52 - 032 41 158 92
🌟 Ny fahasalamanao no laharam-pahamehanay! 🌟