Groupe Pharmatek - Meditek

Groupe Pharmatek - Meditek Opérationnel depuis 2001, Pharmatek est un grossiste-répartiteur et importateur de produits pharmaceutiques.

Il jouit d’un ancrage fort à Madagascar grâce à Meditek, la société mère, présente dans le pays depuis 1999.

📌Une vie sans femmes, c’est un peu comme😉…-Un ECG sans électrodes 🩺🙂-Une analyse sanguine sans réactif 😁🧪-Une échographi...
08/03/2026

📌Une vie sans femmes, c’est un peu comme😉…

-Un ECG sans électrodes 🩺🙂
-Une analyse sanguine sans réactif 😁🧪
-Une échographie sans sondes 📡

A vous, quoi d'autres aussi ?😅👇

07/03/2026

👉Andao ary ho arahintsika ato anatin'ity horonantsary izay niarahana tamin'i 👨‍⚕️Pr Yoël Rantomalala ity ny mahakasika ny "insuffisance rénale".
📌Manasa anao ary hanaraka hatramin'ny farany, dia aza adino ny mizara 😊✅.

🗓️ Les pharmacies de garde à Antananarivo pour la semaine du 07 au 14 mars 2026 🩺.ℹ️ Les informations relatives aux autr...
06/03/2026

🗓️ Les pharmacies de garde à Antananarivo pour la semaine du 07 au 14 mars 2026 🩺.
ℹ️ Les informations relatives aux autres provinces ne sont pas encore disponibles, mais nous les communiquerons dès que possible.
́pourtous

🌸Fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy - 8 martsa 2026🌸✨Indro zarainay an-tsary aminareo ireto...
06/03/2026

🌸Fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy - 8 martsa 2026🌸

✨Indro zarainay an-tsary aminareo ireto ary ny akon'ny fankalazana ny 8 martsa teto anivon'ny Vondrona Pharmatek-Meditek-Dental Pro; Tsy diso anjara avokoa moa izany ny rehetra teto fa mba ny vehivavy indray no nikarakara, dia ny lehilahy no nasaina😏.
📌Ndeha ho tsarovantsika isan'andro fa tsy isaky ny 8 martsa hatrany fa sarobidy tokoa ny zo sy ny anjara toeran'ny vehivavy eo anivon'ny tokantrano, fiarahamonina, ary ny firenena🇲🇬.

🎗Andro maneran-tany ho an'ny voa🎗👨‍⚕️Pr Yoël Rantomalala indray ny ho vahinintsika eto amin'ny pejy amin'ny🗓️ Asabotsy 0...
05/03/2026

🎗Andro maneran-tany ho an'ny voa🎗
👨‍⚕️Pr Yoël Rantomalala indray ny ho vahinintsika eto amin'ny pejy amin'ny🗓️ Asabotsy 07 martsa 2026 ho avy izao, amin'ny 🕐1 ora tolakandro.
👉Izy no hampahafantatra sy hiresaka antsika ny "insuffisance rénale"🎗️.
✅Ka manasa anao ary hanaraka tsy tapaka ny pejy dia aza adino ny fotoanantsika😉.

📌Manoloana ny hetsika fizahana sofina maimaimpoana izay karakarain'ny TPLA ORL dia nandray anjara hatrany ny vondrona Ph...
05/03/2026

📌Manoloana ny hetsika fizahana sofina maimaimpoana izay karakarain'ny TPLA ORL dia nandray anjara hatrany ny vondrona Pharmatek-Meditek ny amin'ny famatsiana ny fitaovana sy ny fanafody.

Toy izao ary ny fandaminana :
👉Antsirabe : ao @ Hopitaly loterana andranomadio - 06 martsa
👉Antananarivo : ao @ TPLA ORL ambohibao (efa voatokana ho an'ny mpianatry ny EPP mihisa 3, eny @ manondidina) - 10 martsa
👉Manjakandriana : ao @ distrika - 11 martsa

✅Hisaorana hatrany ny TPLA ORL ny amin'ny fiarahamiasa🤝🏻 sy ny fikarakarana an'izao hetsika izao mba ho fanamarihana ny andro maneran-tany ho an'ny fandrenesana👂.

03/03/2026

👉Andao ary ho arahintsika ato anatin'ity horonantsary izay niarahana tamin'i 👨‍⚕️Dr RAKOTONIAINA Liva Claude ity ny mahakasika ny fitandrovana ny fahasalaman'ny sofina👂️.
Manasa anao ary hanaraka hatramin'ny farany, dia aza adino ny mizara ✅.

✨ Quelle est, selon vous, la force des femmes ? ❤️👉 Chez nous, c’est l’engagement et la solidarité qui font leur puissan...
02/03/2026

✨ Quelle est, selon vous, la force des femmes ? ❤️

👉 Chez nous, c’est l’engagement et la solidarité qui font leur puissance au quotidien, et qui rendent possible l’accès à la santé partout à Madagascar.

🌍Andro manerantany ho an'ny fandrenesana👂👨‍⚕️Dr  RAKOTONIAINA Liva Claude indray ny ho vahinintsika eto amin'ny pejy ami...
28/02/2026

🌍Andro manerantany ho an'ny fandrenesana👂
👨‍⚕️Dr RAKOTONIAINA Liva Claude indray ny ho vahinintsika eto amin'ny pejy amin'ny🗓 talata 03 martsa 2026 ho avy izao, amin'ny 🕐5 ora sy sasany hariva.
👉Izy no hampahafantatra sy hiresaka antsika ny momba ny fitandrovana ny fahasalaman'ny sofina🎗️.
✅Ka manasa anao ary hanaraka tsy tapaka ny pejy dia aza adino ny fotoanantsika😉.

🗓️ Les pharmacies de garde à Antananarivo pour la semaine du 28 février au 07 mars 2026 🩺.ℹ️ Les informations relatives ...
27/02/2026

🗓️ Les pharmacies de garde à Antananarivo pour la semaine du 28 février au 07 mars 2026 🩺.
ℹ️ Les informations relatives aux autres provinces ne sont pas encore disponibles, mais nous les communiquerons dès que possible.
́pourtous

📌Parce que derrière chaque commande, il y a bien plus qu’un simple colis : il y a un professionnel de santé qui attend, ...
26/02/2026

📌Parce que derrière chaque commande, il y a bien plus qu’un simple colis : il y a un professionnel de santé qui attend, un patient qui compte, et une mission que nous prenons à cœur.

✅Chez Pharmatek-Meditek, nous savons que la rapidité et la fiabilité de nos livraisons font partie intégrante de la qualité du soin.
C’est pourquoi nous mettons tout en œuvre pour garantir que vos commandes arrivent à temps, en toute sécurité.

💡 Besoin d’une livraison le jour même ?
Passez votre commande dans la matinée, avant 10h, ou la veille, et notre équipe s’occupe du reste !

📦 Notre service commande vous accueille du lundi au vendredi, de 7h à 16h, pour répondre à vos besoins avec rigueur, réactivité et cœur.

Avelao kosa ny Ray aman-dReny mba haneho ny hafaliana eh🙂!
25/02/2026

Avelao kosa ny Ray aman-dReny mba haneho ny hafaliana eh🙂!

Address

Lot IIR 145 B Ambohitrakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Groupe Pharmatek - Meditek posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Groupe Pharmatek - Meditek:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram