Mm Sitraka Mpitsabo Nentim-paharazana.

Mm Sitraka Mpitsabo Nentim-paharazana. Itaosy

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Amosa Almà, Noor Nytia Mandresy Orima
22/05/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Amosa Almà, Noor Nytia Mandresy Orima

06/02/2025

"Masina ny Teny
Ny mangetaheta no fahavalo fa ny alahelo mampidina hery "

Zay tsara eo amin'ny fiainana no imasohy fa ny soa fankatoa ary ny tsara fanao.Ny faharetana mitondra tony sy finoana ar...
19/07/2024

Zay tsara eo amin'ny fiainana no imasohy fa ny soa fankatoa ary ny tsara fanao.
Ny faharetana mitondra tony sy finoana ary tanjaka hery ao anaty,izany no fahazavany fahasoavana mandroso miditra ao anaty Fanahy maha olona 🙏⭐🌙

Mirary fiadanana sy fitiavana ary fahasambarana ho an'ny ambany Lanitra tsy avahana

Rakotonanahary Sitraka
Gasy Tsara Fomba
Mpitsabo nentim-paharazana 💖👑

Ankotry iray no hafafy dia zato no miakatra;Raha zava mahasoa iray no hatolotra sy ataonao ampitiavana,amin'ny hafa dia;...
13/07/2024

Ankotry iray no hafafy dia zato no miakatra;

Raha zava mahasoa iray no hatolotra sy ataonao ampitiavana,amin'ny hafa dia; Fahasoavana zato mafinaritra ny valiny miandry.

Fa,raha ho fanaratsiana misy ota fady ratsy maloto iray kosa no hararaka sy ahely dia;loza mihatona voajanahary miisa zato,tonga tsy mampilaza ny tambiny.

*Tsotra no makafy fiainana feno hafaliana raha madio ny fomba fijery*

Izay mahatsara io Vatana io sy hampandroso ny fiainana,ary hampamiratra ny hoavy no ataovy laharam-pahamehana mandrakariva eto ambany Masoandro;f'izany no mahasalama sy mampitsiky ny Vintana.

F'aza dia variana manely tsaho amin'ny zavatra tsy misy porofo mazava sy Marina laotra re tompoko,fa mandratra ny atim-panahy anie zany no miteraka homamiadana sarotra levonina eh!*Tiavo ny hoavy*

Zava-Masina ny Tody ka,tsy Ratsy ny Fomban-dRazana raha mataho-tody sy manam-pitivana madio ny Olombelona mino azy.
Masina ny Teny
Masina ny Fomba
Masina ihany koa anie ny tenanao mba tsy ho laitran'ny Ratsy sy ny fanaratsiana rehetra.

*Gasy Tsara Fomba*
Mahay mitia fa tsy manam-pahavalo

Ianao Gasy ary tena Gasy dia zay tazomy hatrany 🙏🙏🙏
10/07/2024

Ianao Gasy ary tena Gasy dia zay tazomy hatrany 🙏🙏🙏

22/01/2024

Ivahiny ao amin'ny fahita lavitra R.T.A ny tenako afaka fotoana fohy monja; fandaharana"Tairo Tairo.
Manasa anao hary

19/01/2024

Manameloka ny vono Olona ny fikambanana:"Gasy Tsara Fomba" zay tarihiny Maître Feno etsy Itaosy

Aza manao kary mangalatra lokon-tsaka anMilaza tsy tia nefa tia manara-masoMiteny tsy tia Fomban-drazana nefa miditra am...
18/01/2024

Aza manao kary mangalatra lokon-tsaka an
Milaza tsy tia nefa tia manara-maso
Miteny tsy tia Fomban-drazana nefa miditra amin'ny fanehoan-kevitra
Manely fanaratsiana nefa mbola be ady hevitra ao ihany
Misoratena ho anjely nefa nateraky ny fahotana
Milaza azy manana finoana nefa kely fanantenana
Midoka tena tahaka ny fanoto nefa raha hialany laona dia tsy miasa.
Be siontsioka tahaky ny angerikary fa maty fona no hiafarany.
Maro rantsana sahala ny trambo kanefa tsy mitondra soa fa mamono.
Zay sa mbola misy tinareo hanampiana azy????????

Fa fotsiny hoy aho hoe:" Ny finoana sy ny Fomba no tsy motovy fa lay fihavanana Malagasy aza ravaina "

Tsy mamosavy ny olona raha manoro sy manitsy ary manadio ny saina,ao anatin'ny olona manatona mpitana ody ny mpialona."L...
15/01/2024

Tsy mamosavy ny olona raha manoro sy manitsy ary manadio ny saina,ao anatin'ny olona manatona mpitana ody ny mpialona."Lalina kely

Ny Fanahy no olona ka raha toa misy fanaratsiana mahakasika ambatanao ambadika any dia apetraho amin'ireo nanankinanao f...
27/12/2023

Ny Fanahy no olona ka raha toa misy fanaratsiana mahakasika ambatanao ambadika any dia apetraho amin'ireo nanankinanao fahefana ny valiny.

Aza menatra mijoro fa olona manao soa ianao ary asehoy hatrany ny fahendrena hananao koa dia manana fahalalana ihany koa.

Ny mazava loha no mazava lalana ombana ary ny velomihiratra no mifoha Fanahy ka lay Andriamanitra Andriananahary no mitantana sy mivimbina ilay hoavinao mahafinaritra sady tsara indrindra .

Rakotonanahary Narisitraka
Mpitsabo nentim- paharazana
Gasy Tsara Fomba
0348645220
0338257857

Rehefa manao zavatra tsara sy madio amin'ny fo sy saina mazava dia miditra fona ny fahasoavana ary mitangorina mandroso ...
25/12/2023

Rehefa manao zavatra tsara sy madio amin'ny fo sy saina mazava dia miditra fona ny fahasoavana ary mitangorina mandroso aminao ny mamy ny hanitra ary ny fitiavana.
Tsy misy olona hanadino ny soa natao fa tsy hoe raha elaela izy tsy tafahoana dia ho hadinoina ny fisiany

Tonon'andro zao hanomezanao lanja fa nateraka hizara fahasoavana ianao ka mahaiza manolotra fitiavana avy any anatinao. Hifalio ny ankehitriny ka aza atao mahasorena ny lasa fa banjino ampiravoravoana ny ho havy mamiratra.

Asandrato ny antsika ka tahano ny tsara ka alaviro ny ratsy ry havako, ny manao soa tsy hanenenana. Fadio ny manao ratsy fa ny hariva mbola maraina moa ny maizina mbola hazava satria mivadibakia ny taona sy ny volana dia ny fiainana mitohy fa tsy mihemotra akory.

Tsara Hasina daholo
Rakotonanahary sitraka
Mpitsabo nentim- paharazana

Razily mitady dossier hoforonina sady mamisavisa hoe iza daholo no hanotaniany vaovao sy hakany resaka njay aloha, nefa ...
24/12/2023

Razily mitady dossier hoforonina sady mamisavisa hoe iza daholo no hanotaniany vaovao sy hakany resaka njay aloha, nefa lay mandefa mp efa olona hafa mintsy mamaly azy

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mm Sitraka Mpitsabo Nentim-paharazana. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Mm Sitraka Mpitsabo Nentim-paharazana.:

Share

Category