Soin à domicile

Soin à domicile Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soin à domicile, Medical and health, Analamahitsy, Antananarivo.

27/03/2025

Afaka manao fanabeazana aizana à domicile ihany koa izahay
Mp pour plus d'informations ou 0346727970

Mampisafo ihany koa izahayRaha mila fanazavana misimisy kokoa Dia antsoy mivantana☎️ 0346727970 Na mandefasa hafatra mia...
23/10/2024

Mampisafo ihany koa izahay
Raha mila fanazavana misimisy kokoa Dia antsoy mivantana
☎️ 0346727970
Na mandefasa hafatra miafina ✉️

Afaka manao ny soin rehetra izahaySoin à domicileMidira mp na 0346727970
23/10/2024

Afaka manao ny soin rehetra izahay
Soin à domicile
Midira mp na 0346727970

Afaka manao fanabeazana aizana any antranonao izahayHo anao miasa, sahirana, tsy manampotoana Natao ho anao indrindra it...
22/10/2024

Afaka manao fanabeazana aizana any antranonao izahay
Ho anao miasa, sahirana, tsy manampotoana
Natao ho anao indrindra ity tolotra ity
Misy karazany maro ny fanabeazana aizana fa ianao misafidy
Raha te ahalala ny andinindininy misimisy kokoa Dia antsoy 0346727970
Na mandefasa hafatra miafina

Salama daholo e ☺️☺️🙂Izahay eto amin'ny "Mikolo Aina " dia afaka  manao ireto service ireto any antranonao ( à domicile ...
22/10/2024

Salama daholo e ☺️☺️🙂
Izahay eto amin'ny "Mikolo Aina " dia afaka manao ireto service ireto any antranonao ( à domicile ) 🏘️
👉Garde malade
👍Soin rehetra : - injection manindrona - pansement- pose sérum , etc ...
👉 Accouchement ( Mampiteraka )
👉 Fanabeazana aizana ( Planification Familiale )
👉 Mampisafo ( Consultation Prénatale )
Raha Liana ianao Dia manasa anao hiantso mivantana @ tel
☎️ 0346727970 na mandefasa hafatra miafina ✉️
" Koloiko ny Aina ary Kajiko ny fahasalamana "

Salama daholo e ☺️☺️🙂Izahay ato @ " Soin à domicile Mikolo Aina " Dia vonona handray an-tanana anao Ireto avy service mi...
10/10/2024

Salama daholo e ☺️☺️🙂
Izahay ato @ " Soin à domicile Mikolo Aina " Dia vonona handray an-tanana anao

Ireto avy service misy eto aminay :
👉 Garde malade à l'hôpital/ à domicile
👉 Soins infirmiers rehetra toy ny injection ( manindrona), pansement, pose sérum, prélèvement, etc
👉 Fanabeazana aizana ( Planification Familiale )
👉 Accouchement ( Mampiteraka )
👉 Mampisafo (Consultation Prénatale)

À domicile 🏘️ avokoa Izany rehetra Izany
Raha Liana ianao Dia antsoy mivantana ☎️ 0346727970
Na mandefasa hafatra miafina ✉️

" Arovako ny fahasalamana ary koloiko ny Aina "

Disponible hatrany ireto Amin'ny vidiny miraryMp ou 0346727970Livraison Tanà Province
09/10/2024

Disponible hatrany ireto
Amin'ny vidiny mirary
Mp ou 0346727970
Livraison Tanà Province

Salama e 🙂☺️Izahay eto @ soin à domicile  🏘️" Mikolo Aina " dia vonona hikarakara anao  hatrany Ireto avy ny service mis...
09/10/2024

Salama e 🙂☺️
Izahay eto @ soin à domicile 🏘️" Mikolo Aina " dia vonona hikarakara anao
hatrany
Ireto avy ny service misy eto aminay :

👉Manao soins rehetra : manindrona ( injection ) - manao pansement, etc ...
👉Mampiteraka ( accouchement )
👉Mampanao fanabeazana aizana ( Planification Familiale )
👉Garde malade à domicile/ à l'hôpital
👉Manao vakisiny ho an'ny Zaza & bevohoka ( vaccination )
👉Mampisafo ( Consultation Prénatale )

Afaka atao any @ toerana misy anao avokoa ireo rehetra ireo

"Arovako ny Aina ary koloiko ny fahasalamana "

Afaka miantso mivantana ☎️ 0346727970
Na mandefasa mp ✉️

Izahay Dia afaka manao garde à domicileManao soins rehetraMampisafoMampiteraka Mampanao fanabeazana aizana À domicile av...
08/10/2024

Izahay Dia afaka manao garde à domicile
Manao soins rehetra
Mampisafo
Mampiteraka
Mampanao fanabeazana aizana
À domicile avokoa Izany rehetra Izany
Raha Liana ianao Dia tongava mp na 0346727970

Address

Analamahitsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soin à domicile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share