15/03/2026
π day.
Journée mondiale des mathématiques.
Noentin'ny JOKERS nanamarihana izany andro maneran-tany hoan'ny mathématiques izany ity loha hevitra ity:
" Les mathématiques sont le langage de l'univers" Galilée.
Noentina indrindra hamaliana tsotsotra tamin'ny ampahany ilay fanotaniana manitikitika ny rehetra hoe:" Inona no hilàna ny mathématiques eo amin'ny fiainana ?" .
Notontosaina ny 14 Mars 2026 moa ity hetsika ity,tao amin'ny EPP Andafiatsimo Tanjombato , naterehin'ireo tanora maro namaly ny antso izay hisaorana manokana eto.