08/12/2025
Miarahaba, izahay dia mitady na plus de 25ans hikarakara zokiolona. raha toa ka Liana ianao dia afaka mandefa ireto amin'ny mp Ary: Demande, CV, photocopie attestation na diplôme, sary lava iray.
Marihina fa tsy afaka mamaly Commentaire izahay tompoko ka hialana tsiny indrindra, tsara raha alefa alohan'ny 12 décembre izao ny dossier.