04/02/2026
Ny “VACUOTHERAPIE” dia fitaovana manala sy manaparitaka ny tavy fa ahitana ireto voka tsoa ireto koa:
• Manala ny poizina na loto vokatry ny fiasan’ny vatana, mampihena ny rano maloto tehirizin’ny vatana ary ny fahatsapana mavesatra amin’ny tongotra
• Manala ny oditra miendrika mivaingambaingana “peau d’orange” & cellulite (tavy mivohitra ambanin’ny hoditra)
• Manalefaka sady manaparitaka ny tavy mafy sy miraikitra
• Manamaivana fanaintainana hozatra sy tonon-taolana
• Mampihena ny fanaintainana aorian’ny fanatanjahan-tena ary manampy amin’ny fahasitranana rehefa avy naratra
• Manatsara ny fikorianan’ny ra, manamafy ny hery fiarovana
• Mampihena ny adin-tsaina & manatsara ny kalitaon’ny torimaso