Massage Relaxant d'Andoharanofotsy

Massage Relaxant d'Andoharanofotsy Mme LALAO, manotra ireo vizana, hihena amin'ny alalan'ny otra, manana olana amin’ny fikorinanan’ny ra

Mety maro ny vizambizana mila otra amin'izao faran’ny herinandro izao!Antsoy avy hatrany ary i Mme Lalao @ 0330302144 fa...
05/01/2025

Mety maro ny vizambizana mila otra amin'izao faran’ny herinandro izao!
Antsoy avy hatrany ary i Mme Lalao @ 0330302144 fa izy no mankany an-tranonao

Maro ny antony ilana ny otra: mampikoriana tsara ny ra, manala havizanana sy ny manakotsako, manena vatana... Raha toa i...
23/11/2024

Maro ny antony ilana ny otra: mampikoriana tsara ny ra, manala havizanana sy ny manakotsako, manena vatana...

Raha toa ianao mipetraka manodidina an'Andoharanofotsy, ohatra Iavoloha, Anjomakely, Tanjombato, Malaza, Volotara, Belambanana, Mahabo, Dorodosy... dia antsoy avy hatrany i Mme Lalao mpanotra, @ 0330302144. Tsy mila milahatra ianao, tsy misahirana fa izy no mankany an-tranonao!

Marihana fa "tena otra" ilay hoatao ka aza manontany akory raha hafa ny ao an-tsainao!

11/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jb Zafy, John Moon

Na hozatra manakotsako, na harerahana tsotra dia afaky ny otra tokoa! 🤗
18/08/2024

Na hozatra manakotsako, na harerahana tsotra dia afaky ny otra tokoa! 🤗

Tsara ary tena ilaina ny miotra!   💪🤏
07/08/2024

Tsara ary tena ilaina ny miotra! 💪🤏

Omeo fanomezana tsara dia tsara i Neny @ fetin'ny Reny fa ilainy sy mahasoa azy izany!Tolory "séance de massage" izy han...
24/05/2024

Omeo fanomezana tsara dia tsara i Neny @ fetin'ny Reny fa ilainy sy mahasoa azy izany!

Tolory "séance de massage" izy hanala ny havizanany mikarakara tokantrano sy vady aman-janaka!

Tsy misahirana izy fa ny mpanotra no tonga mankany an-tranonao.

Tolotra manan-kery hoan'Andoharanofotsy sy ny manodidina: Iavoloha, Mandrimena, Anjomakely, Tanjombato, Bevalala, Volotara, Dorodosy, Belambanana, Mahabo sns.

Antsoy avy hatrany ary ny 0330302144 fa tsy manao FB ilay mpanotra

Maro ny tombotsoa azo avy amin'ny otra.Ao ny manana olana amin'ny fikorianan'ny ra, misy maniry hanena tena, ny tena mar...
08/05/2024

Maro ny tombotsoa azo avy amin'ny otra.

Ao ny manana olana amin'ny fikorianan'ny ra, misy maniry hanena tena, ny tena maro an'isa dia ireo te hanala havizanana, hozatra manakotsako sns.

Koa raha mitady mpanotra (tena otra) ary ianao dia antsoy avy hatrany ny laharana 033 03 021 44!

Toerana : Andoharanofotsy sy ny manodidina: Mahabo, Morarano, Ambohijanaka, Iavoloha, Mandrimena, Anjomakely, Tanjombato, Bevalala, Volotara, Dorodosy, Belambanana...

Tombony:
Ny mpanotra no mankany an-tranonao

Antsoy ary ny 033 03 021 44! 📞

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:00

Telephone

+261330302144

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Massage Relaxant d'Andoharanofotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram