Clinique Fifaliana Vontovorona

Clinique Fifaliana Vontovorona Medicine, Matérnité, Chirurgie

🙏🆘🚑
28/05/2024

🙏🆘🚑

Vaovao be annnn 🔥🙏🆘 🚨 HO ANTSIKA MILA VONJY AINA 🚨🆘Efa fatatrao marina ve fa :👉🏻Efa misy service AMBULANCE 🚑 🚑 anie ato ...
07/05/2024

Vaovao be annnn 🔥🙏
🆘 🚨 HO ANTSIKA MILA VONJY AINA 🚨🆘

Efa fatatrao marina ve fa :
👉🏻Efa misy service AMBULANCE 🚑 🚑 anie ato amin Clinique Fifaliana Vontovorona e👍🙏

Ho anao ra mila vonjy aina hitondra anao hanantona tobim-pahasalamana aingana dia aza misalasala miantso anay an 📞 📱 ☎️

☎️+261 33 59 340 80

Miarahaba ny vehivavy rehetra amin izao andron fankalazana ny 08 Martsa izao e 🎉🎉Mirary soa sy hery ho antsika amin adid...
08/03/2024

Miarahaba ny vehivavy rehetra amin izao andron fankalazana ny 08 Martsa izao e 🎉🎉

Mirary soa sy hery ho antsika amin adidy izay hatrehintsika rehetra



#2024

Isaorana ny ekipa rehetra e🙏OCP anio Alatsinainy 26 Fevrier 2024 🙏 Arabaina ny nahazo taranaka 🙏  CliClinique Fifaliana ...
26/02/2024

Isaorana ny ekipa rehetra e🙏

OCP anio Alatsinainy 26 Fevrier 2024 🙏
Arabaina ny nahazo taranaka 🙏
CliClinique Fifaliana Vontovoronairary soa ho antsika mandrakariva

19/02/2024

Méthode 333 FIKARAKARANA ny NIFY :

3 fois par jour miborosy nify.
3 minutes miborosy nify.
3 mois ny borosy nify 1 no soloina.

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2024 Mirary soa ho antsika rehetra izahay eto amin Clinique medico-chirurg...
02/01/2024

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2024

Mirary soa ho antsika rehetra izahay eto amin Clinique medico-chirurgicale FIFALIANA Vontovorona 🎊🔥

Hisantarana ny taona dia efa mandeha iany koa ny VAKSINY an 😊😊

Ndao mba hitsikitsiky kely🙏😊Tandremo manao faux malade fa tonga de atao 💉💉💉 annn 😂😂CMC Fifaliana mirary soa ho anao 🙏
26/12/2023

Ndao mba hitsikitsiky kely🙏😊

Tandremo manao faux malade fa tonga de atao 💉💉💉 annn 😂😂

CMC Fifaliana mirary soa ho anao 🙏

Efa fantatrao ve fa: 👉Efa misy VAKSINY anie ato amin Clinic Fifaliana Vontovorona e?     Isaky ny inona zany?👉Isaky ny t...
18/12/2023

Efa fantatrao ve fa:

👉Efa misy VAKSINY anie ato amin Clinic Fifaliana Vontovorona e?

Isaky ny inona zany?
👉Isaky ny talata

Teneno ary ny manodidina e,
📌raha misy mitondra vohoka ny namana na fianakavina dia entano hanao VAKSINY🙏

📌Ireo zaza iany ko ho ento hatao VAKSINY 🙏


Ekipa Clinique Fifaliana 🔥🔥🙏
12/12/2023

Ekipa Clinique Fifaliana 🔥🔥🙏

24/06/2023

Salama daholo indray😉

Efa fotoana fanaovana didi-poitra an😉
Aza misalasala manantona eto amin Clinic Fifaliana Vontovorona 🌺🔥

Address

Vontovorona
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Clinique Fifaliana Vontovorona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category