Sakafon-jaza Donga.mg

Sakafon-jaza Donga.mg Producteur de farine bio et naturelle sans gluten. Marque de produit °koba donga
(1)

Feno 8 volana ve zaza ?, te- hanandrana sakafo miavaka kely toy koba 😋, afaka atao goûter atao foton-tsakafo  maraiana !...
13/07/2025

Feno 8 volana ve zaza ?, te- hanandrana sakafo miavaka kely toy koba 😋, afaka atao goûter atao foton-tsakafo maraiana ! Ity misy panier matsiro kely , tsy voatery maka azy rehetra anefa fa afaka vidiana tsirairay !

PANIER BOOST croissance: 45000Ar [8 mois-36 mois]
▪︎Flocon d'avoine 200g
▪︎Koba akondro au lait 200g
▪︎Koba katsaka au lait 250g
▪︎Farine patate 200g
▪︎ Céréale mixte 200g
▪︎ Dongà Instantannée 200g
▪︎Huile 100ml

🛵🚲 Livraison ny panier boost fa ny koba rehetra kosa dia hita amin'ny pointe de vente rehetra!

Vacances indray ny ankizy an🧒👧🧑, ireto misy karazany goûter,  sakafo maraina ! Sady mampazoto homana ireo no mampitombo ...
13/07/2025

Vacances indray ny ankizy an🧒👧🧑, ireto misy karazany goûter, sakafo maraina ! Sady mampazoto homana ireo no mampitombo ara-batana ara-tsaina🤗

Panier ankizy: 42 000Arà [3ans +]
▪︎Granola ( crock maraina 250g)
▪︎Koba katsaka sy ronono 250g
▪︎Koba akondro sy ronono 200g
▪︎Poudre sésame) 100g
▪︎Lait en poudre 200g

🚲🛵 Livraison ihany aloha ny panier , raha anjifa ny koba misy ronono koa dia eny amin'ny pointe de vente !

Fikarakarana nouille hafakely ity 😋🍜 Hita tany ho any dia zaraina eto! Légumes/ Hena /nouille/ crème fraîche/ tongolo/ s...
13/07/2025

Fikarakarana nouille hafakely ity 😋🍜
Hita tany ho any dia zaraina eto!
Légumes/ Hena /nouille/ crème fraîche/ tongolo/ sira / 5 épices / tongolo maintso

Araho ny sary 👇
Mazotoa homana ô

Fizarana teny soa sy fampaherezaa antsika ✨️MIRARY ALAHADY SAMBATRA 🏩
13/07/2025

Fizarana teny soa sy fampaherezaa antsika ✨️

MIRARY ALAHADY SAMBATRA 🏩

Goûter : manomboka  7 mois miakatra , 🥑🍌🍠Andrahoy ho masaka tsara ny vomanga karoty, mixeo miaraka amin voankazo  rehefa...
12/07/2025

Goûter : manomboka 7 mois miakatra , 🥑🍌🍠

Andrahoy ho masaka tsara ny vomanga karoty, mixeo miaraka amin voankazo rehefa masaka, asio ronono 50ml eo mba ho lasa purée tsara !

Mazotoa zaza 👶👶

🫀🤎
12/07/2025

🫀🤎

⭕️__Boutique Dy-dy Kids Ampitatafika, arrêt bus G🚨+261 34 56 303 42Ampitatafika sy ny manodidina, misy farine Dongà,  ko...
12/07/2025

⭕️__Boutique Dy-dy Kids Ampitatafika, arrêt bus G
🚨+261 34 56 303 42
Ampitatafika sy ny manodidina, misy farine Dongà, koba au lait rehetra ao an!

⭕️MPE Nanisana misy koban-jaza ihany koa ❤️Tongava maro ny manodidina an!
12/07/2025

⭕️MPE Nanisana misy koban-jaza ihany koa ❤️
Tongava maro ny manodidina an!

⭕️Centre ville: Tsena Soamanatombo Anosy ahitana koban-jaza mahasalama ❤️
12/07/2025

⭕️Centre ville: Tsena Soamanatombo Anosy ahitana koban-jaza mahasalama ❤️

⭕️Bonjour, ahitana koban-jaza Andranomena  an! Aza adino ny mandalo o⚠️🥰
12/07/2025

⭕️Bonjour, ahitana koban-jaza Andranomena an! Aza adino ny mandalo o⚠️🥰

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Helvine Lavyne, Clara Suarez, Mi-Michou Raz, Anaïs Rasoazanany, Fy Samba...
11/07/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Helvine Lavyne, Clara Suarez, Mi-Michou Raz, Anaïs Rasoazanany, Fy Sambatra, Julie's Naby, Annita Raf, Lova Sarah, Thaina Mickaia, Gãrcÿãh Ãgnëss, Feno Fitia Mihary, Mii Casque, Njaka Tina Olivier, Farda Bela, Andria Mirindra

🤰 Raha toa ka mbola hampinono ny zanakao ianao nefa bevohoka dia misy teboka 4 mila tadidiana :1️⃣ Mety hihena ny fatran...
11/07/2025

🤰 Raha toa ka mbola hampinono ny zanakao ianao nefa bevohoka dia misy teboka 4 mila tadidiana :

1️⃣ Mety hihena ny fatran'ny rononon-dreny vokarin'ny vatanao satria ny hormone an'ny bevohoka dia mampidina ny famokaran'ny vatana ny hormone mpamokatra ny rononon-dreny.
⚠ Misy ihany reny mahavita mamokatra rononon-dreny kely mandritra ny vohoka iray manontolo fa vitsy.

2️⃣ Mety harary ny lohanonon'ny reny mampinono na tsy hahazo aina izy rehefa mampinono. Ka mety tsy te hampinono intsony mihitsy noho ny fiovan'ny hormones vokarin'ny vatana. Mety sorena izy rehefa mampinono, masiaka amin'ny zaza minono, te hikapoka ny zaza mba tsy hinonoiny intsony. Matetika izany mitranga rehefa harivariva, rehefa reraka iny izy. Izay no atao hoe aversion na reflexe d'ejection disphorique.

3️⃣ Mety hisy karazana contractions tsapa rehefa mampinono. Izay no atao hoe contractions de Braxton Hicks. Tsy mitovy amin'ny tena contractions rehefa hiteraka fa marary ihany anefa. Tsara raha mandeha dokotera vao tsapa izany.

4️⃣ Mety ho sahirana ny reny hampinono rehefa ngeza be ny kibo.

💊 Satria noho ny fihenan'ny prolactine no nahatonga ny rononon-dreny hihena (na tsy hisy intsony), dia tsy hampitombo ny rononon-dreny (na hamerina ny nono hamokatra indray: ny fihinanana Galactogyl (fanafody mampiakatra rononon-dreny), mitery ronono amin'ny tire-lait, fihinana papaye, voanjo, rom-patsa, fisotroana rano ...)

🍋 Amin'iny fotoana iny koa no mety miverina ho kelikely ny habean'ny nono.

📉 Toa izao no fiovaovan'ny fatran'ny rononon-dreny rehefa bevohoka !

Ireto misy sakafo hoan'ny Reny mampinono:
▪︎Poudre sésame 100g
▪︎ Poudre baobab 100g
▪︎Poudre soja thé 200g
▪︎ Poudre cacao au Lait 200g
Ankoatra ireo voatanisy eo Ambony

❤️🌹Zarao hoan'ny Reny rehetra
Nalaina: Toro-hevitra hoan'ny Reny

Address

Antananarivo

Telephone

+261348112576

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafon-jaza Donga.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Sakafon-jaza Donga.mg:

Share