16/05/2025
đ± Fantaro ny "Arivo Andro Voalohany" â Fotoana manan-danja ho anâny reny sy ny zaza!
Fantatrao ve fa manomboka aminâny fitondrana vohoka ka hatraminâny fahafenoanâny zaza 2 taona (24 volana) no tena manan-danja indrindra aminâny fahasalamanâny zaza sy ny hoaviny?
Io no antsoina hoe âApproche 1000 joursâ na âArivo Andro Voalohanyâ.
đĄ Inona no tanjona?
Hanatsara ny fahasalamanâny reny sy ny zaza
Hisorohana ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny aretina
Hanampy ny zaza amin'ny fivelarana ara-batana sy ara-tsaina
đ Manomboka aminâny:
Fitondrana vohoka: reny mihinana sakafo feno sy ara-pahasalamana, mandeha misafo eny amin'ny mpiasan'ny fahasalamana
Fiterahana: miteraka any aminâny tobim-pahasalamana,
Zaza latsaky ny 2 taona:
Nonondreny ihany mandritra ny 6 volana
Sakafo fanampiny manomboka aminâny 6 volana ka hatraminâny 2 taona
Fanaraha-maso ara-pahasalamana tsy tapaka ho an"ny zaza
fanaovana vaksiny ho an'ny zaza
â
Maninona no zava-dehibe?
Misoroka ny tsy fanjarian-tsakafo
Manampy ny zaza hahay sy hanana fahaizana tsara
Miteraka fianakaviana salama sy matanjaka
đ Andao hifampitaiza sy hifampitaiza â ny hoavinâny zanatsika dia miankina aminâny Arivo Andro Voalohany!