
01/01/2024
🇲🇬 Tratry ny taona 2024 !
Mirary soa, fahasalamana, firaisankina ary fandraisana andraikitra ho anareo amin'ny fanatsarana ny fari-piainan'ireo Malagasy mila ny fanampiantsika.
***
🇫🇷 Bonne et heureuse année 2024 !
Nos meilleurs vœux de Santé, Solidarité et Engagements à l'amélioration des conditions de vie des plus vulnérables.