Chaque bébé est précieux

Chaque bébé est précieux Un désastre est toujours prévisible et traitable s'il est reconnu à temps😊 méfiez-vous. Salamo 22. 10
"Born Better with your Creator" be with
midwife Sarah...

Nankinina taminao hatrany am-bohoka aho; hatrany an-kibon-dreniko dia Andriamanitro Ianao.

Mbola misy foana anie ho aho ny préparation à l'accouchement e, aza variana na midonàka fa teto daholo n'y olona no naka...
11/11/2025

Mbola misy foana anie ho aho ny préparation à l'accouchement e, aza variana na midonàka fa teto daholo n'y olona no naka, fandrio amin'ny 034 07 107 68 na mp ny toeranao raha eto Antananarivo ianao fa tsy anenenana kia

09/10/2025

Mitaintaina mafy fa Mbola mipetraka ny zazakely na mitsivalana?
Aza mi panique fa solution ho anao ity🥰🥰🥳 Consultation prénatale et gymnastique sécurisé! Zaza mahitsy afaka ateraka voie basse no tarigetra. Mp ny andinidininy 🙏 mirary soa anao sahady😊

08/10/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Fanantenãnã Narindramalala, Jessy Mayah, Christianna Sabbatinïe

28/09/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Lynnah Michou, Mya Tsou

Iza moa no tsy te hanao mora Rehefa Ilay sasa-miandry mamarana ny sivy volana iny ry reto. Préparation à l'accouchement ...
18/09/2025

Iza moa no tsy te hanao mora Rehefa Ilay sasa-miandry mamarana ny sivy volana iny ry reto. Préparation à l'accouchement matihanina no nomaniko ho anareo rehetra eto Tanà. Raha sanatria Mbola tsy ambany ny lohanjaza d misy vahaolana tsara koa aty f'aza misalasala fotsiny any e. Mp na 034 07 107 68 no ifandraisantsika fa d mirary tontolo Andro feno hafaliana hatrany re e😘😍♥️💪

10/09/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Hëll Ënnê Ëd MïnNe, Eliane Angenico

Address

Ankazomanga
Antananarivo
101

Telephone

+261328439580

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chaque bébé est précieux posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram