
27/05/2025
Isika rehetra miaraka mientana amin'ny ady amin'ny VIH
Mila fanampina na torohevitra
Omenay anao n'y toerana afaka angalanao ?
Na tia hisitraka Fitiliana an ! Andao fa afaka manampy anao izahay 🙂
👉 Fety tamin'izany, ka maimaika tamin'ny action, tsy nanao attention❓ 3️⃣ volana lasa tokoa ny St Valentin 💗, ka izao ny fotoana tena mety raha manao test ialahy sy ny tsin na dri sy ny copain ✅
🟩 Alefa❗ midira MP 💬 na miantso ny laharana maitso ☎️🆓 raha te 🔎 halala 💡 ny toerana aleha.