Distri medicale

Distri medicale materiels medicale

Tensiomètre manuel double brassard 034 67 171 94
15/02/2026

Tensiomètre manuel double brassard
034 67 171 94

11/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Vario Mohamed, Hanitriniaina Andry'mrs

Efa manomboka Kely sisa matériel antsika anAza misalalasa miantso foana Fa qualité tsara daholo Azo antoka ,tsy ho bé re...
11/02/2026

Efa manomboka Kely sisa matériel antsika an
Aza misalalasa miantso foana
Fa qualité tsara daholo
Azo antoka ,tsy ho bé resaka izahay fa anjaranao sisa
034 67 171 94

Ho harovany Tompo anie ianao sy ny ankohonanao amin'ity Andro Androany ity Amen😍😍
11/02/2026

Ho harovany Tompo anie ianao sy ny ankohonanao amin'ity Andro Androany ity
Amen😍😍

10/02/2026

Ho antsika rehetra Zay miditra mp @ messenger,raha mety Dia @ fb no mandefa azafady fa tsy mety misokatra Ilay @ page
Azafady indrindra an
Fb: distri médicale
Merci o😍😍😍

06/02/2026

Oento ambavaka re olona firenetsika an!!
Tena marina e

05/02/2026

🔴𝗔𝗭𝗔 𝗭𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗠𝗣𝗜𝗧𝗦𝗜𝗙𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗥𝗔𝗡𝗢𝗠𝗔𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗘𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗡𝗗𝗔
𝙉𝙖𝙝𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖 𝙞𝙖𝙡à𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙨𝙞𝙛𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙧𝙖𝙣𝙤𝙢𝙖𝙣𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙚𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙩𝙚𝙣𝙙𝙖?

Manify sy tena be lalan-dra ny hoditry ny tenda, ka mora mitroka molécule sasany.
Ny faritra amin’ny tenda dia vavahady mora idiran’ny akora simika ao amin’ny vatana.

Eo ambanin’ny hoditry ny tenda no misy ny 𝗴𝗹𝗮𝗻𝗱𝗲 𝘁𝗵𝘆𝗿𝗼ï𝗱𝗲, taova tena zava-dehibe izay mifehy ny metabolisme, ny hery, ny hafanan’ny vatana, ary ny famokarana ny hormona T3 sy T4.

Ao amin’ny tenda ihany koa no misy ganglions lymphatiques maro, izay ilaina amin’ny fanadiovana poizina sy ny fahombiazan’ny hery fiarovan’ny vatana.

Ny fitifirana parfum mivantana amin’ny hoditry ny tenda dia mety hampidi-doza ho an’ny fahasalamana,
satria maro amin’ny parfum no misy mpanelingelina tsirimpanentana (perturbateurs endocriniens), toy ny 𝗽𝗵𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗲𝘀 na 𝗽𝗮𝗿𝗮𝗯è𝗻𝗲𝘀, izay afaka maka tahaka na manakorontana ny hormonina thyroïdienne.
Na dia fatra kely aza, ny fampiasana isan’andro dia mety miangona tsikelikely ka manimba ny fifandanjan’ny thyroïde amin’ny fotoana maharitra.
𝙏𝙤𝙧𝙤𝙝𝙚𝙫𝙞𝙩𝙧𝙖:

-Atsifiro amin’ny akanjo ny ranomanitra fa tsy mivantana amin’ny hoditry ny tenda

-Halaviro ny vokatra misy soratra “phtalates” na “parabènes” eo amin’ny étiquette

-Aleo misafidy parfum tsy misy fragrance synthétique sy vita avy amin’ny akora voajanahary

👉 Manatòna dokotera raha misy harerahana maharitra na fitomboan-danja tsy mazava antony.🔘

05/02/2026
05/02/2026

Fa isika vé oa tsy MBA Faly @ namatsika raha tafita izy ??
Zavatra mahagaga Dia rehefa MBA tafita ny olona iray na nahazo poste Dia isika ndray no fiteny mandratra sy manao Zay ahakivy Ilay olona
Oh re olona aokizay ty Vava fa amporisiho n'y olona ho lasa lavitra
Ampitiavana bé😍😍😍

Address

Antananarivo

Telephone

+261346717194

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Distri medicale posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram